2 689
modifications
k (Tsipelina sy rohy) |
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
[[Sary:Samaritans marking Sukkot on Mount Gerizim, West Bank - 20051017.jpg|vignette|331x331px|Samaritana mankalaza ny fetin'ny Tabernakely (na Sokota) eo amin'ny tendrombohitra Gerizima.]]
Ny '''[[Samaritana]]''' dia vahoaka monina ao [[Isiraely|Israely]] sy Sisjordania ka ao Samaria, tanàna ao amin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]], no tany nonenan'ireo razany izay nanjaka tao mandraka amin'ny taonjato faha-5. Tsy milaza ny tenany ho [[Jiosy]] izy ireo nefa mihevi-tena ho taranaky ny [[Israelita]] fahiny nonina tao amin'ny Fanjakan'i
Manana fivavahana mifanakaiky amin'ny fivavahana jiosy azy manokana, atao hoe [[samaritanisma]], ny Samaritana, nefa ny boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]] ihany (atao hoe [[Pentateoka]]), fa tsy ny [[Baiboly hebreo]] manontolo, no ekeny ho Soratra Masina. Ny tendrombohitra Gerizima no tendrombohira masina fa tsy
|
modifications