Fiteny ferôiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''fiteny feroina''' dia fiteny jermanika ao amin'ny zana-bondrona andrefana ao amin'ny fiteny skandinaviana. Ao amin'ireo... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''[[Fiteny feroina|fiteny feroina]]''' dia [[Fiteny jermanika|fiteny jermanika]] ao amin'ny zana-bondrona andrefana ao amin'ny fiteny skandinaviana. Ao amin'ireo nosy Feroe no tena itenenana azy nefa ireo Feroiana ao [[Danemarka]] koa dia miteny azy ka manakaiky ny 80 000 ny mpiteny azy. Noho ny tsy fitoviam-panononana misy eo amin'ny [[Fiteny islandey|fiteny islandey]] sy ny fiteny feroiana dia tsy mifankahazo fiteny ny mpiteny ireo fiteny roa ireo nefa mitovy ny fanoratana azy.
Ny '''[[Fiteny feroiana|fiteny feroiana]]''' dia [[Fiteny jermanika|fiteny jermanika]] ao amin'ny zana-bondrona andrefana ao amin'ny fiteny skandinaviana. Ao amin'ireo nosy Feroe no tena itenenana azy nefa ireo Feroiana ao [[Danemarka]] koa dia miteny azy ka manakaiky ny 80 000 ny mpiteny azy. Noho ny tsy fitoviam-panononana misy eo amin'ny [[Fiteny islandey|fiteny islandey]] sy ny fiteny feroiana dia tsy mifankahazo fiteny ny mpiteny ireo fiteny roa ireo nefa mitovy ny fanoratana azy.

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Febroary 2019 à 09:42

Ny fiteny feroiana dia fiteny jermanika ao amin'ny zana-bondrona andrefana ao amin'ny fiteny skandinaviana. Ao amin'ireo nosy Feroe no tena itenenana azy nefa ireo Feroiana ao Danemarka koa dia miteny azy ka manakaiky ny 80 000 ny mpiteny azy. Noho ny tsy fitoviam-panononana misy eo amin'ny fiteny islandey sy ny fiteny feroiana dia tsy mifankahazo fiteny ny mpiteny ireo fiteny roa ireo nefa mitovy ny fanoratana azy.