Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[fiendrika]] dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny (amin'ny [[sokajin-teny]] sasany) izay ahafahan'ny mpiteny maneho ny fomba fijeriny manoloana ny fivoaran'ny ny asa na ny toetra resahina (fanombohany, fizotrany, fahavitany sns) ao amin'ny [[matoanteny]] na ny teny rehetra mety hatao [[entimilaza]]. Ny mariky ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] amin'ny fiteny sasany dia mariky ny fiendrika ihany koa ka mahatonga ireo fiteny ireo hoatry ny manana filazam-potoana maro dia maro. Ny fiteny sasany tsy manana filazam-potoana fa fiendrika fotsiny, isan'izany ny [[fiteny semitika]] toy ny [[fiteny hebreo]] izay mampifanohitra ny "fiendrika efa" amin'ny "fiendrika tsy efa".
Ny [[fiendrika]] na [[Fiendrika|fitodika]] dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny amin'ny [[sokajin-teny]] sasany - indrindra ny [[matoanteny]] (atao entimilaza) - izay hita taratra amin'ny fiovan'endrik'ilay teny sy ny heviny ka mampitodika io teny io amin'ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]]. Ny fiendrika fantatra indrindra ao amin'ny [[fiteny]] maro dia ny fiendrika mpanao sy ny fiendrika iharana. Ao amin'ny fiteny malagasy dia mbola ahitana ny fiendrika mpamari-toe-javatra.

Arakaraka ny mpahay fiteny no anavahana na tsia ny atao hoe ''fitodika'' sy ''fiendrika''.

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Febroary 2019 à 12:03

Ny fiendrika na fitodika dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny amin'ny sokajin-teny sasany - indrindra ny matoanteny (atao entimilaza) - izay hita taratra amin'ny fiovan'endrik'ilay teny sy ny heviny ka mampitodika io teny io amin'ny lazaina. Ny fiendrika fantatra indrindra ao amin'ny fiteny maro dia ny fiendrika mpanao sy ny fiendrika iharana. Ao amin'ny fiteny malagasy dia mbola ahitana ny fiendrika mpamari-toe-javatra.

Arakaraka ny mpahay fiteny no anavahana na tsia ny atao hoe fitodika sy fiendrika.