Mpisolo tena (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2: Andalana faha-2:

Ao amin'ny fiteny malagasy, ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka mba hanondrony ny tenany na mahafaoka azy dia ny hoe ''izaho'' na ''isika'' na ''izahay''; ny mpisolo tena anondroan'ilay miresaka ny olona na zavatra iresahany dia ny hoe ''ianao'' na ''ianareo''; ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka hanondroany ny olona na zavatra ivelan'io firesahana io nefa resahina dia ny hoe ''izy''. Miova endrika ireo teny ireo arakaraka ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny ao amin'ny fehezanteny.

== Jereo koa: ==

* [[Mpisolo (fitsipiteny)|Mpisolo]]
* [[Mpisolo manondro]]
* [[Mpisolo manontany]]
* [[Mpisolo mampifandray]]
* [[Mpisolo tompon-javatra]]
* [[Mpisolo terana (fitsipiteny)]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Febroary 2019 à 10:47

Ny mpisolo tena dia teny enti-manondro ireo sokaji-mpandray anjara telo ara-pitsipiteny ao amin'ny fifampiresahana, dia ny miresaka sy ny iresahana ary ny resahina. Ny fiteny rehetra dia ahitana ny sokajin-teny mpisolo tena avokoa fa ny isany sy ny endriny ary ny fampiasana azy no tsy mitovy. Zana-tsokajy ao amin'ny mpisolo ny mpisolo tena.

Ao amin'ny fiteny malagasy, ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka mba hanondrony ny tenany na mahafaoka azy dia ny hoe izaho na isika na izahay; ny mpisolo tena anondroan'ilay miresaka ny olona na zavatra iresahany dia ny hoe ianao na ianareo; ny mpisolo tena ampiasain'ilay miresaka hanondroany ny olona na zavatra ivelan'io firesahana io nefa resahina dia ny hoe izy. Miova endrika ireo teny ireo arakaraka ny anjara asa sahaniny ao amin'ny fehezanteny.

Jereo koa: