Amôna (fanjakana): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « I Amona dia fanjakana na firenena tamin'ny Andro Taloha tao Atsinanana Akaiky teo anelanelan'ny tany efitr'i Siria sy ny ony Jordana. Ny va... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantara tamin'ny Andro Taloha
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms around Israel 830 map.svg|vignette|313x313px|Sarintanin'ny Atsinanana Akaiky tamin'ny taonjato faha-9. [[Moabita|M]]<nowiki/>iloko volomboasary ny Fanjakan'i Amona.]]

I Amona dia fanjakana na firenena tamin'ny [[Andro Taloha]] tao [[Atsinanana Akaiky]] teo anelanelan'ny tany efitr'i Siria sy ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Ny vahoak'i Amona dia atao hoe Amonita. Araka ny voalaza ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] (Gen. 19.38) dia taranak'i Bena Amy eanak'i Lota ny sady havana akaikin'ny [[Moabita]].
I [[Amona (fanjakana)|Amona]] dia fanjakana na firenena tamin'ny [[Andro Taloha]] tao [[Atsinanana Akaiky]] teo anelanelan'ny tany efitr'i Siria sy ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Ny vahoak'i Amona dia atao hoe Amonita. Araka ny voalaza ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] (Gen. 19.38) dia taranak'i Bena Amy eanak'i Lota ny sady havana akaikin'ny [[Moabita]].

Tamin'ny taonjato faha-13 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-6 tal J.K. dia nandroso ny sivilizasionan'ny Amonita. Ny tananan'i Rabata Amona no renivohitry ny moabita. Ny Israelita sy ny Amonita dia niady matetika. Tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-10 tal. J.K., araka ny [[Boky faharoan'i Samoela]] (2Sam. 12.26-31), dia resin'ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]] ka nandevoziny ny Amonita.

Tamin'ny taona 721 tal. J.K. taorian'ny faharavan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] dia nanorim-ponenana tao amin'ny atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] ny Amonita. Ny Fanjakan'i Amona mahaleotena dia rava teo antenantenan'ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin'ireo foko arabo ny Amonita.

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Janoary 2019 à 14:34

Sarintanin'ny Atsinanana Akaiky tamin'ny taonjato faha-9. Miloko volomboasary ny Fanjakan'i Amona.

I Amona dia fanjakana na firenena tamin'ny Andro Taloha tao Atsinanana Akaiky teo anelanelan'ny tany efitr'i Siria sy ny ony Jordana. Ny vahoak'i Amona dia atao hoe Amonita. Araka ny voalaza ao amin'ny Bokin'ny Genesisy (Gen. 19.38) dia taranak'i Bena Amy eanak'i Lota ny sady havana akaikin'ny Moabita.

Tamin'ny taonjato faha-13 tal. J.K. hatramin'ny taonjato faha-6 tal J.K. dia nandroso ny sivilizasionan'ny Amonita. Ny tananan'i Rabata Amona no renivohitry ny moabita. Ny Israelita sy ny Amonita dia niady matetika. Tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-10 tal. J.K., araka ny Boky faharoan'i Samoela (2Sam. 12.26-31), dia resin'ny mpanjaka Davida ka nandevoziny ny Amonita.

Tamin'ny taona 721 tal. J.K. taorian'ny faharavan'ny Fanjakan'i Israely dia nanorim-ponenana tao amin'ny atsinanan'ny ony Jordana ny Amonita. Ny Fanjakan'i Amona mahaleotena dia rava teo antenantenan'ny taonjato faha-6 tal. J.K. Taty aoriana dia nifangaro tao amin'ireo foko arabo ny Amonita.