Jôrama (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
I [[Jehorama (mpanjakan'i Israely)|Jehorama]] na [[Jehorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] dia mpanjakan'i Israely nandritra ny 11 taona nanomboka tamin'ny taona 852 tal. J.K. hatrami'ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka [[Ahaba]] no rainy ary i [[Jezebela]] no reniny. Nandimby ny zokiny [[Ahazia]] (na Okozia) izy teo amin'ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan'ny namonoan'i Jeho azy. Tsy afangaro amin'i [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] na [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jorama]] mpanjakan'i Jodà izy.
I [[Jehorama (mpanjakan'i Israely)|Jehorama]] na [[Jehorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] dia mpanjakan'i Israely nandritra ny 11 taona nanomboka tamin'ny taona 852 tal. J.K. hatramin'ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka [[Ahaba]] no rainy ary i [[Jezebela]] no reniny. Nandimby ny zokiny [[Ahazia]] (na Okozia) izy teo amin'ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan'ny namonoan'i Jeho azy. Tsy afangaro amin'i [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] na [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jorama]] mpanjakan'i Jodà izy.


== Ny anarany ==
== Ny anarany ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Janoary 2019 à 13:54

I Jehorama na Jorama dia mpanjakan'i Israely nandritra ny 11 taona nanomboka tamin'ny taona 852 tal. J.K. hatramin'ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka Ahaba no rainy ary i Jezebela no reniny. Nandimby ny zokiny Ahazia (na Okozia) izy teo amin'ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan'ny namonoan'i Jeho azy. Tsy afangaro amin'i Jehorama na Jorama mpanjakan'i Jodà izy.

Ny anarany

Amin'ny teny hebreo dia atao hoe יְהוֹרָם‎ / Yəhōrām na יוֹרָם / Yôrām. Ao amin'ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy izany dia soratana hoe Jorama fa amin'ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy kosa dia Jehorama.

Jereo koa: