Mpanjakan' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-24: Andalana faha-24:


* [[Mpanjakan'i Jodà]]
* [[Mpanjakan'i Jodà]]
*[[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Janoary 2019 à 13:41

Ny mpanjakan'i Israely dia ireo mpanjaka avy amin'ny fokon'i Israely lazaina ao amin'ny Baiboly fa nanapaka ny tanin'i Israely ao Palestina, nanomboka tamin'ny taona 1051 tal. J.K. hatramin'ny taona 721 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nisarahan'ny Fanjakan'i Israely sy ny Fanjakan'i Jodà dia ireto ny mpanjakan'i Israely nifandimby raha tsy isaina i Saoly (na Saola) sy Isboseta sy i Davida ary i Solomona (na Salomona).

  • Jeroboama I (hebreo: יָרָבְעָם‬ / Yaraḇe‘am);
  • Nadaba (hebreo: נָדָב‬ / Naḏaḇ);
  • Basa na Baasa (hebreo: בַּעְשָׁא‬, / Baʿashaʾ);
  • Ela (hebreo: אֵלָה‎ /’Elah);
  • Zimry (hebreo: זִמְרִי / Zimri,);
  • Omry (hebreo: עמרי‬ / ‘Omri);
  • Ahaba (hebreo: אַחְאָב / ʼAḥʼaḇ);
  • Ahazia na Okoziasa (hebreo: אֲחַזְיָה‎ / ’Aḥazyah);
  • Jorama (hebreo: יְהוֹרָם‎ / Yehoram);
  • Jeho (hebreo: יֵהוּא‬ /Yehu);
  • Joahaza na Joakaza (hebreo: יְהוֹאָחָז‎ / Yeho’aḥaz);
  • Joasy na Joasa (hebreo: יהואש / Yeho’ash na יואש / Yo’ash);
  • Jeroboama II (hebreo: יָרָבְעָם‎ / Yaraḇe‘am);
  • Zakaria (hebreo: זְכַרְיָה‎ / Zeḵaryah);
  • Saloma (hebreo: שַׁלּ֤וּם‎ / Shallum);
  • Menahema (hebreo: מְנַחֵם / Menaẖem);
  • Pekahia na Faseia (hebreo: פקחיה‎ / Peqaḥyah);
  • Peka na Fasea (hebreo: פֶּ֨קַח‎ / Peqaḥ);
  • Hosea na Osea (hebreo: הושע / Hoshea‘).

Jereo koa: