Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
 
== Fizaràn'ny Testamenta Vaovao ==
Misokajy efatra ny boky ao amin'ny Testamenta Vaovao, dia ireo Filazantsara (atao hoe koa Vaovao mahafaly na Evanjely), ny ''Asan'ny Apostoly'', ireo Epistily ary ny ''ApokalypsyApokalipsy''. Nisy ireo olona nanoratra testamenta izay tsy noraisina ho kanona. Ireo no atao hoe [[testamenta apokrifa]].
 
=== Filazantsara, Evanjely na Vaovao mahafaly ===
Ny anaran'ny boky sasany ao amin'ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy dia nanaraka ny fomba fampisampanan-teny na ny fanononana frantsay: ireto avy ny tena miavaka: ''Efezianina'' (fa tsy ''Efesiana'')'','' ''Tesalônisianina'' (fa tsy ''Tesaloniana'')'','' ''Timôte'' (fa tsy ''Timoty'')'','' ''Tito'' (fa tsy ''Titosy'')'','' ''Piera'' (fa tsy ''Petera'') ary ''Jodà'' (fa tsy ''Joda''). Ao koa ny hoe ''Hebrio'' (fa tsy ''Hebreo'').
 
=== Ny ApokalypsinApokalipsin'i JaonaJoany ===
Ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]'' (protestanta), na ''Apokalipsan|Apokalipsin'i Masindahy Joany]]'' (katolika) izay tsorina amin'ny hoe ''Apokalypsy na Apokalipsa'', dia boky farany ao amin'ny Testamenta Vaovao ao amin'ny Baiboly kristiana. Ampiana ny anaran'i JaonaJoanhy (na JoanyJaona) ny anaran'io boky io satria maro ny nanoratra apokalypsy izay tsy voaray ho isan'ny Baiboly. Atao hoe [[apokalypsy apokrifa|apokalipsy apokrifa]] izy ireo.
 
== Jereo koa ==
* [[Boky apokrifa]]
* [[Filazantsara apokrifa]]
* [[Apokalypsy apokrifa|Apokalipsy apokrifa]]
* [[Asa apokrifa]]
* [[Epistily apokrifa]]
28 208

modifications

Meny fitetezana