Kordistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba faritra ao Azia
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Desambra 2018 à 11:01

Ny Kordistàna dia faritra ao Azia Andrefana, onenan'ny Korda sy vahoaka vitsy anisa hafa, mivelatra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i Torkia sy ao amin'ny tapany avaratr'i Iràka sy ao amin'ny tapany avaratra-andrefan'i Iràna sy ao amin'ny faritra kely roa ao amin'ny tapany avaratra-atsinanana sy avaratra-andrefan'i Siria. Amin'ireo firenena efatra voatanisa ireo dia ny roa ihany no manaiky ny fisian'ny faritra mitondra ny anarana hoe Kordistàna, dia i Iràna sy i Iràka. Tsy firenena mahaleo tena i Kurdistàna.