Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[fiainanana aorian'ny fahafatesana]] na [[Fiainanana aorian'ny fahafatesana|fiainana any an-koatra]] dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra.
Ny [[fiainana aorian'ny fahafatesana]] na [[Fiainana aorian'ny fahafatesana|fiainana any an-koatra]] dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, ian'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahann'ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eoropa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny jainisma, ny sikisma, ny [[zoroastrisma]], ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.

== Jereo koa: ==

* [[Eskatolojia]]
* [[Fitsanganan-ko velona]]
* [[Andro farany]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Desambra 2018 à 10:06

Ny fiainana aorian'ny fahafatesana na fiainana any an-koatra dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny fitsanganan-ko velona, araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, ian'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahann'ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eoropa, ny fivavahana kristiana, ny finoana silamo, ny jodaisma (afa-tsy ny an'ny Sadoseo), ny bodisma, ny hindoisma, ny jainisma, ny sikisma, ny zoroastrisma, ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.

Jereo koa: