Fitsanganan-ko velona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Desambra 2018 à 06:57

Ny fitsanganan-ko velona na fitsangana amin'ny maty dia ny fiverenan'ny efa maty ho velona indray, indrindra ho amin'ny fiainana mandrakizay. Mino ny fitsanganan-ko velona ny Kristiana sy Silamo. Misy ampahany amin'ny mpanaraka ny fivavahana jiosy izay tsy mino ny fitsanganana amin'ny maty, isan'izany ny Sadoseo. Efa nahitana taratra ny finoana ny fitsanganan-ko velona ny fivavahana zoroastriana sy ny fivavahana tany Egipta taloha.

Jereo koa: