Fanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10: Andalana faha-10:
*[[Josafata]] (hebreo: יהושפט / ''Yehoshafat'');
*[[Josafata]] (hebreo: יהושפט / ''Yehoshafat'');
*[[Jehorama]] na Jorama (hebreo: יהורם / ''Yehoram'');
*[[Jehorama]] na Jorama (hebreo: יהורם / ''Yehoram'');
*[[Ahazia]] na Okoziasa (hebreo: אחזיהו / ''’Ahazyahu'');
*[[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] na Okoziasa (hebreo: אחזיהו / ''’Ahazyahu'');
*[[Atalia (mpanjakavanin'i Jodà)|Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
*[[Atalia (mpanjakavanin'i Jodà)|Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
* Joasy na Joasa (hebreo: יהואש / ''Yehoash'');
*[[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] na Joasa (hebreo: יהואש / ''Yehoash'');
*[[Amazia]] na Amaziasa (hebreo: אמציה / ''’Amatzyah'');
*[[Amazia]] na Amaziasa (hebreo: אמציה / ''’Amatzyah'');
*[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'');
*[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'');
Andalana faha-21: Andalana faha-21:
* [[Manase]] (hebreo: מנשה / ''Menasheh''):
* [[Manase]] (hebreo: מנשה / ''Menasheh''):
*[[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] (hebreo: אמון / ''’Amon'');
*[[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] (hebreo: אמון / ''’Amon'');
*[[Josia]] na Josiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
*[[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] na Josiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
*[[Joahaza]] na Joakaza (hebreo: יהואחז / ''Yeho’ahaz'');
*[[Joahaza]] na Joakaza (hebreo: יהואחז / ''Yeho’ahaz'');
*[[Joiakima]] na Joakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');
*[[Joiakima]] na Joakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2018 à 15:40

Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K.

Ny Fanjakan'i Jodà na Fanjakan'i Joda na Fanjakana Atsimo dia fanjaka-mpanjaka tany Atsinanana-Akaiky taloha naorin'ny Israelita tamin'ny Andron'ny Vy. Araka ny Baiboly dia teo anelanelan'ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian'io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin'ny Fanjakan'i Samaria (na Fanjakan'i Israely) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan'ny Fanjakan'i Israely izay mbola nitambatra izy sy ny Fanjakan'i Samaria taorian'ny nahafatesan'i Solomona (Salômôna). Taorian'ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan'ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravan'ny Babiloniana izy tamin'ny andron'i Nebokadnetsara II tamin'ny ady nifanaovan'i Egiptiana sy ny Babiloniana. Roa fotsiny ny fokon'i Israely tafajanona tao amin'ny Fanjakan'i Jodà, dia ny fokon'i Jodà sy ny an'i Benjamina.

Lisitry ny mpanjakan'i Jodà

Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i Rehoboama na Roboama ka hatramin'ny fanjakan'i Zedekia na Sedekiasa ny lisitry ny mpanjakan'i Jodà. I Saoly na Saola sy i Davida ary i Solomona na Salomona dia mpanjakan'i Israely tamin'izy mbola fanjakana tokana tsy mivaky. Nisy roapolo mahery eo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà raha tsy isaina i Saoly sy i Davida ary i Salomona[1].

  • Rehoboama na Roboama (hebreo: רְחַבְעָם / Rehav’am);
  • Abia na Abiama (hebreo: אַבִיָּם / ’Aviyam);
  • Asa (hebreo: אסא / ’Asa);
  • Josafata (hebreo: יהושפט / Yehoshafat);
  • Jehorama na Jorama (hebreo: יהורם / Yehoram);
  • Ahazia na Okoziasa (hebreo: אחזיהו / ’Ahazyahu);
  • Atalia (hebreo: עתליה / ‘Atalyah);
  • Joasy na Joasa (hebreo: יהואש / Yehoash);
  • Amazia na Amaziasa (hebreo: אמציה / ’Amatzyah);
  • Ozia na Oziasa (hebreo: עזיה / ‘Uziyah);
  • Azaria na Azariasa (hebreo: עזריה / ‘Azaryah);
  • Jotama (hebreo: יותם / Yotam);
  • Ahaza na Akaza (hebreo: אחז / ’Ahaz);
  • Hezekia na Ezekiasa (hebreo: חזקיה / Hizqiyah);
  • Manase (hebreo: מנשה / Menasheh):
  • Amona (hebreo: אמון / ’Amon);
  • Josia na Josiasa (hebreo: יאשיהו / Yo’shiyahu);
  • Joahaza na Joakaza (hebreo: יהואחז / Yeho’ahaz);
  • Joiakima na Joakima (hebreo: יהויקים / Yehoyaqim);
  • Joiakina na Joasina (hebreo: יהויכין / Yehoyakhin);
  • Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / Yekhonyahu);
  • Zedekia na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / Tzidqiyahu).

Jereo koa:

Loharano sy fanamarihana

  1. Amin'io lisitra io dia voasoratra aoloha ny anarana hita ao amin'ny Baiboly protestanta malagasy ary manaraka azy ny ao amin'ny Baiboly katolika malagasy raha toa ka tsy mitovy ny fomba nanoratana azy ao amin'ireo boky roa ireo Ny anarana amin'ny Baiboly hafa dia hita amin'ny pejin'ny mpanjaka tsirairay.