Ahaza: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'i Israely sy Jodà
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpanjakan'i Jodà
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
I Ahaza na Akaza dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] teo anelanelan'ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak'i Jotama<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.</small></ref> izy. Izy no mpanjakan'i Jodà faha-12. I Hezekia na Ezekiasa zanany no nandimby azy.
I [[Ahaza]] na [[Ahaza|Akaza]] dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] teo anelanelan'ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak'i Jotama<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.</small></ref> izy. Izy no mpanjakan'i Jodà faha-12. I Hezekia na Ezekiasa zanany no nandimby azy.


== Ny anarany ==
Raha vao nanjaka izy dia notafihin'ny mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] atao hoe Peka<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka</small></ref> sy Rezina mpanjakan'i Siria<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.</small></ref> izay tsy nahazo fahafaham-po tamin'i Ahaza ny amin'ny tokoky hiraisany hina hanohitra an'i Asiria. I [[Edoma]] koa dia nanafika an'i Jodà tamin'ny andron'i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan'i Elata ho azon'ny Edomita. Nitady vonjy tamin'ny mpanjakan'i Asiria atao hoe Teglata-Falasara III<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.</small></ref> i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony.
Amin'ny teny hebreo dia soratana hoe אָחָז / Â''khâz'' ilay anarana. Fanafohezana ny hoe ''Ioakhâz'' (Joahaza na Joakaza) izay midika hoe "Iahveh mitazona" ny hoe ''Âkhâz''. Ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin'ny teny grika) dia manoratra azy hoe Ἄχαζ / ''Akhaz'' ary ny [[Volgata]] (Baiboly katolika amin'ny teny latina) dia manoratra hoe ''Achaz''.

Ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy dia manoratra hoe ''Ahaza'' fa ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy kosa manoratra hoe ''Akaza''.

== Ny tantarany ==
Raha vao nanjaka izy dia notafihin'ny mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] atao hoe Peka (na Fasea)<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka</small></ref> sy Rezina (na Rasima) mpanjakan'i Siria<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.</small></ref> izay tsy nahazo fahafaham-po tamin'i Ahaza ny amin'ny tokony hiraisany hina hanohitra an'i Asiria. I [[Edoma]] koa dia nanafika an'i Jodà tamin'ny andron'i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan'i Elata ho azon'ny Edomita. Nitady vonjy tamin'ny mpanjakan'i Asiria atao hoe Teglata-Falasara III<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.</small></ref> i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony. Resin'i Asiria tokoa i Siria sy i Israely. Izany no atao hoe [[ady siro-efraimita]] na [[Ady siro-efraimika|siro-efraimika]].

Ho takalon'izany fanampiana izany anefa dia tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.


Resin'i Asiria tokoa i Asiria sy Israely nefa tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[Politeisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason'i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.


== Loharano sy fanamarihana ==
== Loharano sy fanamarihana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2018 à 12:38

I Ahaza na Akaza dia mpanjakan'i Jodà teo anelanelan'ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak'i Jotama[1] izy. Izy no mpanjakan'i Jodà faha-12. I Hezekia na Ezekiasa zanany no nandimby azy.

Ny anarany

Amin'ny teny hebreo dia soratana hoe אָחָז / Âkhâz ilay anarana. Fanafohezana ny hoe Ioakhâz (Joahaza na Joakaza) izay midika hoe "Iahveh mitazona" ny hoe Âkhâz. Ny Septoajinta (Baiboly jiosy amin'ny teny grika) dia manoratra azy hoe Ἄχαζ / Akhaz ary ny Volgata (Baiboly katolika amin'ny teny latina) dia manoratra hoe Achaz.

Ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy dia manoratra hoe Ahaza fa ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy kosa manoratra hoe Akaza.

Ny tantarany

Raha vao nanjaka izy dia notafihin'ny mpanjaka tao amin'ny Fanjakan'i Israely atao hoe Peka (na Fasea)[2] sy Rezina (na Rasima) mpanjakan'i Siria[3] izay tsy nahazo fahafaham-po tamin'i Ahaza ny amin'ny tokony hiraisany hina hanohitra an'i Asiria. I Edoma koa dia nanafika an'i Jodà tamin'ny andron'i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan'i Elata ho azon'ny Edomita. Nitady vonjy tamin'ny mpanjakan'i Asiria atao hoe Teglata-Falasara III[4] i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony. Resin'i Asiria tokoa i Siria sy i Israely. Izany no atao hoe ady siro-efraimita na siro-efraimika.

Ho takalon'izany fanampiana izany anefa dia tsy maitsy nanome ampahany tamin'ny tahirin-karen'ny Tempoly ho an'i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin'ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny andriamanitra maro sy ny sampin'i Asiria i Ahaza. Nampangain'ny mpaminany Isaia (na Izaia) ho tsy mahatoky teo imason'i Iahveh ny mpanjaka Ahaza tamin'ny nitadiavan'i Ahaza vonjy tamin'ny Asiriana fa tsy tamin'Andriamanitra. Tamin'ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an'i Ahaza ny zanany atao hoe Hezekia na Ezekiasa.


Loharano sy fanamarihana

  1. Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.
  2. Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka
  3. Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.
  4. Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.