Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-23: Andalana faha-23:
== Rohy ivelany ==
== Rohy ivelany ==


* [https://www.lds.org/bc/content/shared/content/malagasy/pdf/language-materials/34406_mlg.pdf Ny Bokin’ i Môrmôna pdf]
* [https://www.lds.org/scriptures/bofm?lang=mlg Ny Bokin’ i Môrmôna | LDS.org]
* [https://www.lds.org/bc/content/shared/content/malagasy/pdf/language-materials/35683_mlg.pdf?lang=mlg Fampianarana ny Bokin'i Mormona]
* [https://www.lds.org/bc/content/shared/content/malagasy/pdf/language-materials/35683_mlg.pdf?lang=mlg Fampianarana ny Bokin'i Mormona]



Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Desambra 2018 à 06:45

Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830

Ny Bokin'i Môrmôna dia iray amin'ny boky masin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany manampy ny Baiboly sy boky hafa koa (dia ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana sy ny Voahangy Lafo Vidy) izay voasoratra, araka ny fitantaràn'i Joseph Smith, tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i New York any Etazonia, araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Araka ny fitantaràn'i Joseph Smith dia avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra eo amin'ny kontinenta amerikana, ny anaran'io boky io.

Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny Bokin'i Môrmôna, dia ireto avy:

  • ny Boky voalohan'i Nefia (1 Nefia);
  • ny Boky faharoan'i Nefia (2 Nefia);
  • ny Bokin'i Jakôba (Jakôba);
  • ny Bokin'i Enôsa (Enôsa);
  • ny Bokin'i Jarôma (Jarôma);
  • ny Bokin'i Ômnia (Ômnia);
  • ny Tenin'i Môrmôna;
  • ny Bokin'i Môsià (Môsià);
  • ny Bokin'i Almà (Almà);
  • ny Bokin'i Helamàna (Helamàna);
  • ny Boky fahatelon'i Nefia (3 Nefia);
  • ny Boky fahefatr'i Nefia (4 Nefia);
  • Môrmôna;
  • ny Bokin'i Etera (Etera);
  • ny Bokin'i Môrônia (Môrônia);

Rohy ivelany