Fanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'ny Jiosy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Fanjakan'i Jodà]] na [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] na [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakana Atsimo]] dia fanjaka-mpanjaka tany [[Atsinanana-Akaiky]] taloha naorin'ny Israelita tamin'ny [[Andron'ny Vy]]. Araka ny [[Baiboly]] dia teo anelanelan'ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian'io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin'ny [[Fanjakan'i Samaria]] (na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]]) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely izay mbola nitambatra]] izy sy ny Fanjakan'i Samaria taorian'ny nahafatesan'i [[Solomona]] ([[Salômôna]]). Taorian'ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan'ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravàn'ny Babiloniana izy tamin'ny andron'i Nebokadnetsara II tamin'ny ady nifanaovan'i Egiptiana sy ny Babiloniana.
Ny [[Fanjakan'i Jodà]] na [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] na [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakana Atsimo]] dia fanjaka-mpanjaka tany [[Atsinanana-Akaiky]] taloha naorin'ny Israelita tamin'ny [[Andron'ny Vy]]. Araka ny [[Baiboly]] dia teo anelanelan'ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian'io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin'ny [[Fanjakan'i Samaria]] (na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]]) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely izay mbola nitambatra]] izy sy ny Fanjakan'i Samaria taorian'ny nahafatesan'i [[Solomona]] ([[Salômôna]]). Taorian'ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan'ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravàn'ny Babiloniana izy tamin'ny andron'i Nebokadnetsara II tamin'ny ady nifanaovan'i Egiptiana sy ny Babiloniana. Roa fotsiny ny [[fokon'i Israely]] tafajanona tao amin'ny Fanjakan'i Jodà, dia ny fokon'i Jodà sy ny an'i Benjamina.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa: ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Desambra 2018 à 13:42

Ny Fanjakan'i Jodà na Fanjakan'i Joda na Fanjakana Atsimo dia fanjaka-mpanjaka tany Atsinanana-Akaiky taloha naorin'ny Israelita tamin'ny Andron'ny Vy. Araka ny Baiboly dia teo anelanelan'ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian'io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin'ny Fanjakan'i Samaria (na Fanjakan'i Israely) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan'ny Fanjakan'i Israely izay mbola nitambatra izy sy ny Fanjakan'i Samaria taorian'ny nahafatesan'i Solomona (Salômôna). Taorian'ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan'ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravàn'ny Babiloniana izy tamin'ny andron'i Nebokadnetsara II tamin'ny ady nifanaovan'i Egiptiana sy ny Babiloniana. Roa fotsiny ny fokon'i Israely tafajanona tao amin'ny Fanjakan'i Jodà, dia ny fokon'i Jodà sy ny an'i Benjamina.

Jereo koa: