Radama Voalohany: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nnitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2: Andalana faha-2:
'''Radama Voalohany''' na '''Radama I''' dia mpanjaka malagasy najaka tao amin'ny Fanjakana Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'[[Andrianampoinimerina]] izy ary nataony mpandova fanjakana fa tsy Ramavolahy zokiny. Tamin'ny androny no nidiran'ny [[Kristianisma eto Madagasikara|fivavahana kristiana teto Madagasikara]] nentin'ny misionera protestanta britanika sady nanombohan'ny fanoratana ny teny malagasy amin'ny [[abidy latina]] izay notsorina ka lasa [[abidy malagasy]].

Teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama na Laidama ary maty ny 27 Jolay 1828 tamin'ny faha-36 taonany. Ranavalona I no ndimby azy rehefa aty izy.
Teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama na Laidama ary maty ny 27 Jolay 1828 tamin'ny faha-36 taonany. Nanambady an-dRamavo izy nefa tsy nana-janaka ka Ramavo izay lasa [[Ranavalona I]] no nandimby azy rehefa maty izy.

== Tantaram-piainana ==
== Tantaram-piainana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Novambra 2018 à 19:40

Radama I

Radama Voalohany na Radama I dia mpanjaka malagasy najaka tao amin'ny Fanjakana Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'Andrianampoinimerina izy ary nataony mpandova fanjakana fa tsy Ramavolahy zokiny. Tamin'ny androny no nidiran'ny fivavahana kristiana teto Madagasikara nentin'ny misionera protestanta britanika sady nanombohan'ny fanoratana ny teny malagasy amin'ny abidy latina izay notsorina ka lasa abidy malagasy.

Teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama na Laidama ary maty ny 27 Jolay 1828 tamin'ny faha-36 taonany. Nanambady an-dRamavo izy nefa tsy nana-janaka ka Ramavo izay lasa Ranavalona I no nandimby azy rehefa maty izy.

Tantaram-piainana

Taorian'ny nahafatesan'ny rainy tamin'ny 1810 dia lasa nananfika (ary nahomby ny fanafihana) ny Bezanozano, ny Sihanaka ary ny tanin'andriana betsileo izay nihevitra fa afaka nanararaotra ny tsifananany traikefa amin'ny politika Radama. Voaporofo araka ny fahombiazany ny herin' Imerina ary ny fanatanterahana ny sitra-pon'ny rainy («Ny ranomasina no valamparihiko») sisa no zavatra hatao mba hahafahany mifandray amin'ny firenena eoropeana. Ny Fanjakana Mitambatra no voalohany manohana azy.

Jereo koa