Radama Voalohany: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Heinonlein (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-7: Andalana faha-7:
== Jereo koa ==
== Jereo koa ==
* [[Fanjakan'i Madagasikara]]
* [[Fanjakan'i Madagasikara]]
*[[Radama I]]
*[[Ranavalona I]]
*[[Ranavalona II]]
*[[Ranavalona III]]
*[[Ralambo]]
*[[Andrianampoinimerina]]


[[sokajy:Tantaran'i Madagasikara]]
[[sokajy:Tantaran'i Madagasikara]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Novambra 2018 à 06:41

Radama I

Radama Voalohany na Radama I izay teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama ary maty ny 27 Jolay 1828 dia mpanjaka malagasy Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'i Andrianampoinimerina izy ary nataony mpandova fanjakana.

Tantaram-piainana

Taorian'ny nahafatesan'ny rainy tamin'ny 1810 dia lasa nananfika (ary nahomby ny fanafihana) ny bezanozano, ny sihanaka ary ny tanin'andriana betsileo izay nihevitra fa afaka nanararaotra ny tsifananany traikefa amin'ny politika i Radama. Voaporofo araka ny fahombiazany ny herin' Imerina ary ny fanatanterahana ny sitra-pon'ny rainy («Ny ranomasina no valamparihiko») sisa no zavatra hatao mba ahafahany mifandray amin'ny firenena eoropeana. Ny Fanjakana Mitambatra no voalohany manohana azy.

Jereo koa