Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7: Andalana faha-7:
Ireto avy ireo boky ao amin'ny Pentateoka: ny ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]'' na ''Jenezy'', ny ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]'' na ''Eksaody'', ny ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]'' na ''Levitika'', ny ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]'', ary ny ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]'' na ''Deoteronomy''.

=== Ny Bokin'ny Genesisy ===
=== Ny Bokin'ny Genesisy na Jenezy ===
Mitantara ny famoronan'Andriamanitra izao rehetra izao sy ny olombelona voalohany ny [[Bokin'ny Genesisy]] (na [[Jenezy]]). Mitantara ny amin'ny safodrano lehibe tamin'ny andron'i [[Noa]] izay vokatry ny fahotana nataon'ny taranak'ireo olombelona ireo ilay boky. Tantarainy koa ny amin'ny nampanjarian'Andriamanitra ny fitenin'ny olombelona ho maro tamin'ny nanamboaran'izy ireo ny [[Tilikambon'i Babela]]. Miresaka momba ireo Raiben'ny Israely toa an'i [[Abrahama]] sy i [[Isaka (Hebreo)|Isaka]] sy i [[Jakoba]] ary i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] koa io boky io. Ny lovan-tsofina dia milaza fa i [[Mosesy]] na Moizy no nanoratra ny Bokin'ny Genesisy.

=== Ny Bokin'ny Eksodosy ===
=== Ny Bokin'ny Eksodosy na Eksaody ===
Mitantara ny fanafahana ireo [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] avy any Ejipta sy ny fivezivezeny tany amin'ny tany efitra hatrany amin'ny tendrombohitra Sinay ny [[Bokin'ny Eksodosy]] (na [[Eksaody]]). Maneho ny fisian'ilay Andriamanitra mpanafaka io boky io.

=== Ny Bokin'ny Levitikosy ===
=== Ny Bokin'ny Levitikosy na Levitika ===
Miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny Israelita izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]] ny [[Bokin'ny Levitikosy]] (na [[Levitika (boky)|Levitika]]).
Miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny Israelita izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]] ny [[Bokin'ny Levitikosy]] (na [[Levitika (boky)|Levitika]]).

Andalana faha-19: Andalana faha-19:
Manohy ny tantara ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy momba ny dian'ny Israelita namakivaky ny tany efitr'i Sinay notarihin'i [[Mosesy]] na Môizy hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany Kanana ny [[Bokin'ny Nomery]].

=== Ny Bokin'ny Deoteronomia ===
=== Ny Bokin'ny Deoteronomia na Deoteronomy ===
Manantitra ny momba ny lalàna sy ny amin'ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany (Eksodosy, Levitikosy, Nomery) ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] (na [[Deoteronomy]]).

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Novambra 2018 à 15:12

Pentateoka, Boky dimin'i Mosesy na Boky dimin'i Moizy no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly, izany hoe ao amin'ny Testamenta Taloha. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo Bokin-tantara sy ireo Bokim-pahamasinana ary ireo Bokin'ny Mpaminany. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany.

Fiforonan-teny

Avy aminin'ny teny grika hoe πεντάτευχος / pentateukhos / ny hoe pentateoka. Amin'ny teny latina izy dia atao hoe pentateuchus. Izany dia entina manondro ilay ataon'ny Jiosy hoe "ny Dimy ampahadimin'ny Torah". Ny hoe "Boky dimin'i Mosesy" dia andian-teny nandikana ny teny hebreo izay midika ara-bakiteny hoe "dimy ampahadimin'ny Lalàna". Atao hoe koa "Lalàn'i Mosesy" na "Lalàn'i Moizy" io fitambaram-boky io. Izany dia fandikana ny teny hebreo hoe "Tōraṯ Mōshe".

Ny boky ao amin'ny Pentateoka

Ireto avy ireo boky ao amin'ny Pentateoka: ny Genesisy na Jenezy, ny Eksodosy na Eksaody, ny Levitikosy na Levitika, ny Nomery, ary ny Deoteronomia na Deoteronomy.

Ny Bokin'ny Genesisy na Jenezy

Mitantara ny famoronan'Andriamanitra izao rehetra izao sy ny olombelona voalohany ny Bokin'ny Genesisy (na Jenezy). Mitantara ny amin'ny safodrano lehibe tamin'ny andron'i Noa izay vokatry ny fahotana nataon'ny taranak'ireo olombelona ireo ilay boky. Tantarainy koa ny amin'ny nampanjarian'Andriamanitra ny fitenin'ny olombelona ho maro tamin'ny nanamboaran'izy ireo ny Tilikambon'i Babela. Miresaka momba ireo Raiben'ny Israely toa an'i Abrahama sy i Isaka sy i Jakoba ary i Josefa koa io boky io. Ny lovan-tsofina dia milaza fa i Mosesy na Moizy no nanoratra ny Bokin'ny Genesisy.

Ny Bokin'ny Eksodosy na Eksaody

Mitantara ny fanafahana ireo Hebreo avy any Ejipta sy ny fivezivezeny tany amin'ny tany efitra hatrany amin'ny tendrombohitra Sinay ny Bokin'ny Eksodosy (na Eksaody). Maneho ny fisian'ilay Andriamanitra mpanafaka io boky io.

Ny Bokin'ny Levitikosy na Levitika

Miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny Israelita izay nankinina tamin'ny fokon'i Levy ny Bokin'ny Levitikosy (na Levitika).

Ny Bokin'ny Nomery

Manohy ny tantara ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy momba ny dian'ny Israelita namakivaky ny tany efitr'i Sinay notarihin'i Mosesy na Môizy hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany Kanana ny Bokin'ny Nomery.

Ny Bokin'ny Deoteronomia na Deoteronomy

Manantitra ny momba ny lalàna sy ny amin'ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany (Eksodosy, Levitikosy, Nomery) ny Bokin'ny Deoteronomia (na Deoteronomy).

Jereo koa:

Fanasokajiana ny boky ao amin'ny Testamenta Taloha (kristiana):

  • Pentateoka na Boky dimin'i Mosesy

Fanasokajiana ny boky ao amin'ny Baiboly jiosy