Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
I '''Joela''' dia iray [[mpaminan'i Israely]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. [[Jiosy]] velona taorian'ny [[Fahababoana]] tany Babilona izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i [[Ezekiela]]. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny [[Bokin'i Joela]].
I [[Joela]] na [[Joela|Joely]] na [[Joela|Jôely]] dia iray [[mpaminan'i Israely]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. [[Jiosy]] velona taorian'ny [[Fahababoana]] tany Babilona izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i [[Ezekiela]]. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny [[Bokin'i Joela]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 17 Novambra 2018 à 12:43

Ny mpaminany Joela, sary tamin'ny taojato faha-18.

I Joela na Joely na Jôely dia iray mpaminan'i Israely izay resahina ao amin'ny Baiboly. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. Jiosy velona taorian'ny Fahababoana tany Babilona izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Ezekiela. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny Bokin'i Joela.