Fedrà: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kolontsaina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:
== Ny teny hoe ''fedrà'' sy ny mitovy hevitra aminy ==
== Ny teny hoe ''fedrà'' sy ny mitovy hevitra aminy ==
Matetika dia mifandray amin'ny fivavahana ny fedrà ka mahatonga ny mpanoratra amin’ny teny malagasy sasany, indrindra ny teolojiana hampiasa ny andian-teny hoe ''[[Fedrà|angano masina]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pinoana]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pivavahana]]'' na dia tsy voatery ho momba ny fivavahana na ny finoana ny fedrà fa mety hikasika ny fiarahamonina na ny fitondram-panjakana na zavatra hafa izay tsy ahitana fahamasinana.

== Loharano sy fanamarihana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Novambra 2018 à 17:52

Ny fedrà dia tantara na fanehoana na hevitra foronin'ny saina ho enti-manazava ny zava-mitranga eto amin'izao tontolo izao na eo amin'ny fiarahamonina ary indrindra natao hanorenana ny fanao eo amin'ny fiarahamonina araka ny anjara toeran'ny soatoavina fototra ao amin'ny fiarahamonina mitady ny fiombonana[1]. Amin'ny alalan'ny lovatsofina am-bava no mampita azy amin'ny voalohany, izay manolotra fanazavana ny andrika fototra ao amin'ny tontolo sy ny fiarahamonina izay nanefy na nampita io fedrà io. Ny mpanoratra malagasy sasany dia mampiasa ny teny hoe angano. Amin'ny ankapobeny dia fitantarana ahitana tandindona mitantara ny fiavian'izao tontolo izao sy ireo andriamanitra, ny famoronana ny biby sy ny olombelona; ny fianian'ny lovantsofina sy ny fombafomba ary ny endrika sasany amin'ny asa ataon'ny olombelona[2]. Tantaram-panorenana ny fedrà ary ny firenena na ny vahoaka rehetra dia samy manana fedrà.

Ny teny hoe fedrà sy ny mitovy hevitra aminy

Matetika dia mifandray amin'ny fivavahana ny fedrà ka mahatonga ny mpanoratra amin’ny teny malagasy sasany, indrindra ny teolojiana hampiasa ny andian-teny hoe angano masina na anganom-pinoana na anganom-pivavahana na dia tsy voatery ho momba ny fivavahana na ny finoana ny fedrà fa mety hikasika ny fiarahamonina na ny fitondram-panjakana na zavatra hafa izay tsy ahitana fahamasinana.

Loharano sy fanamarihana

  1. Alain Cabantous, Mythologies urbaines: Les villes entre histoire et imaginaire, Presses universitaires de Rennes, 2015, p. 11.
  2. "Mythologie", Microsoft Encata 2009