Evanjely armenianan' ny Fahazazana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana|Evanjely armenian'ny Fahazazana]] dia [[Apokrifan'ny Baiboly|evanjely apokrifa]] voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan'ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan'i [[Jesoa]]. Ahitana lovantsofina itambarany amin'ny [[Protevanjelin'i Jakoba]] sy ny [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]] ary ny [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]].
Ny [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana]] dia [[Apokrifan'ny Baiboly|evanjely apokrifa]] voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan'ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan'i [[Jesoa]]. Ahitana lovantsofina itambarany amin'ny [[Protevanjelin'i Jakoba]] sy ny [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]] ary ny [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]].


Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka [[magy]] izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.
Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka [[magy]] izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.
Andalana faha-6: Andalana faha-6:
Ireto ny [[evanjelin'ny fahazazana]]:
Ireto ny [[evanjelin'ny fahazazana]]:


* [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana|Evanjely armenian'ny Fahazazana]]
* [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana]]
* ‎[[Bokin'ny Fahaterahan'i Maria]]
* ‎[[Bokin'ny Fahaterahan'i Maria]]
* [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]]
* [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Oktobra 2018 à 11:11

Ny Evanjely armenianan'ny Fahazazana dia evanjely apokrifa voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan'ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan'i Jesoa. Ahitana lovantsofina itambarany amin'ny Protevanjelin'i Jakoba sy ny Evanjelin'i Pseodo-Matio ary ny Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy.

Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny Testamentan'i Adama io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka magy izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.

Jereo koa:

Ireto ny evanjelin'ny fahazazana: