Evanjely armenianan' ny Fahazazana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Tsipelina |
k Rohy |
||
Andalana faha-2: | Andalana faha-2: | ||
Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny [[Testamentan'i Adama]] io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka [[magy]] izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo. |

== Jereo koa: == |
|||
Ireto ny [[evanjelin'ny fahazazana]]: |
|||
* [[Evanjely armenianan'ny Fahazazana|Evanjely armenian'ny Fahazazana]] |
|||
* [[Bokin'ny Fahaterahan'i Maria]] |
|||
* [[Evanjelin'i Pseodo-Matio]] |
|||
* [[Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy]] |
|||
* [[Evanjely arabon'ny Fahazazana]] |
|||
* [[Protevanjelin'i Jakoba]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Oktobra 2018 à 10:36
Ny Evanjely armenian'ny Fahazazana dia evanjely apokrifa voasoratra taty aoriana lavitra, izay voasoratra tsy talohan'ny taonjato faha-6, izay mitantara ny fahaterahana sy ny fahazazan'i Jesoa. Ahitana lovantsofina itambarany amin'ny Protevanjelin'i Jakoba sy ny Evanjelin'i Pseodo-Matio ary ny Evanjelin'ny Fahazazana araka an'i Tomasy.
Naka ny andalan-tsoratra tao amin'ny Testamentan'i Adama io boky io ka mamelatra ao amin'ny toko faha-11 ny ampahan-tantara momba ny fiavian'ireo mpanjaka magy izay voatantara amin'ny fomba be andinindininy sy nanonona voalohany ny anaran'ireo magy ireo, dia i Melkona (na Melkiora) mpanjakan'ny Persiana sy i Gasparda mpanjakan'ny Hindoa ary i Baltazara mpanjakan'ny Arabo.
Jereo koa:
Ireto ny evanjelin'ny fahazazana: