Eglizy katôlika rômanina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Fraychero (dinika | fandraisan'anjara)
k sokajy
Andalana faha-9: Andalana faha-9:
* [[Fiangonana Ortodoksa|Ortodoksia]]
* [[Fiangonana Ortodoksa|Ortodoksia]]
*[[Katolisisma]]
*[[Katolisisma]]

[[Sokajy:Kristianisma]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Septambra 2018 à 17:38

Ny Fiangonana katolika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan'ny Fiangonana Lehibe ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teolojia ka ny iray dia ny Fiangonana ortodoksa. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katolika dia ny Fiangonana katolika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katolika romana na Eglizy katolika romana. Manakaiky kokoa ny fombam-pivavahan'ny Kristiana ortodoksa ny Katolika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan'ny Papa.

Jereo koa: