Pakistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina: atao gasy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely
Andalana faha-56: Andalana faha-56:

'''Pakistàna''' dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i [[Azia]]. Izany dia manaraka ny [[India]], [[Iran|Iràna]], [[Afghanistan|Afghanistàna]], ary [[Sina]]. Izany no fomba ofisialy antsoina hoe ny '''Repoblika Islamikan'i Pakistàna'''. Manana morontsiraka lavitra manamorona ny Ranomasina Arabia any atsimo. I Pakistàna dia manana ny isam-ponina fahaenina lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Ny velarantany manontolon'i Pakistàna dia 880.940 km² (miaraka amin'ny tany entin'i Pakistàna Azad Kashmir ary ny Gilgit Baltistàna). Izany dia manao an'i Pakistàna ho firenena faha-34 lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. [[Islamabad]] no renivohitr'i Pakistàna, ary ny tafika pakistaney dia fahafito lehibe indrindra.

Atao hoe [[Pakistaney]] na [[Pakistaný]] ny mponina ao Pakistàna.

== Anarana ==
== Anarana ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 25 Septambra 2018 à 09:39

اسلامی جمہوریۂ پاکستان Endrika:Ur
Islāmī Jumhūrīyah Pākistān ur
Islamic Republic of Pakistan en
Repoblika Islamikan'i Pakistan ((mg))
Sainan'i Pakistan Mari-piandrian'i Pakistan
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Iman, Ittehad, Nazm
(Finoana, Fivondronana, Fifehezana)
Teny ofisialy fiteny ordoa
fiteny anglisy
Renivohitra Islamabad
33°43′N 73°04′E / 33.717°N 73.067°E / 33.717; 73.067
Tanàna lehibe indrindra Karachi, Lahore
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika Islamika
Mamnoon Hussain
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 36
796 095 km²
Azo tsy raharahiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2014)
 - hakitroka
faha 6
188 020 000[1] mpo.
236 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina pakistaney
IDH (2009) mitombo 0,572[2] (antonony) faha-141
Sandam-bola Ropia pakistaney (PKR)
Faritr'ora UTC +5
Hiram-pirenena Qaumi Tarana
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+92

Pakistàna dia firenena any amin'ny faritra atsimon'i Azia. Izany dia manaraka ny India, Iràna, Afghanistàna, ary Sina. Izany no fomba ofisialy antsoina hoe ny Repoblika Islamikan'i Pakistàna. Manana morontsiraka lavitra manamorona ny Ranomasina Arabia any atsimo. I Pakistàna dia manana ny isam-ponina fahaenina lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Ny velarantany manontolon'i Pakistàna dia 880.940 km² (miaraka amin'ny tany entin'i Pakistàna Azad Kashmir ary ny Gilgit Baltistàna). Izany dia manao an'i Pakistàna ho firenena faha-34 lehibe indrindra eto amin'izao tontolo izao. Islamabad no renivohitr'i Pakistàna, ary ny tafika pakistaney dia fahafito lehibe indrindra.

Atao hoe Pakistaney na Pakistaný ny mponina ao Pakistàna.

Anarana

Ny anarana hoe Pakistan amin'ny fiteny ordoa sy fiteny persana dia midika "tanin'ny madio".

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. ((en)) Pakistan Economic Survey 2013-14
  2. PNUD, « Human development indices ». Novangiana tamin'ny 12 octobre 2009