Levy (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Levi LACMA M.88.91.296b.jpg|vignette]]
[[Sary:The Phillip Medhurst Picture Torah 171. Simeon and Levi slay Hamor and Shechem. Genesis cap 34 vv 25-26. Hoet.jpg|vignette|237x237px|''Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona,'' nataon'i Phillip Medhurst.]]
I '''Levy''' (לֵּוִי‎ / ''Levi'' na ''Lewi'') dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly|Baiboly,]] ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]. Zanakahahy fahatelon'i [[Jakoba]] izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). Ny taranak’i Levy no atao hoe fokon'i Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]].

Zafin’i [[Abrahama]] sy i [[Isaka]] i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta, dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an’i Kehaty (na Kohaty) ary ny an’i Merary. I Levy no rain’i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an’i Miriama sy i [[Mosesy]] ary i Arona tamin’i Amrama (zafin’i Levy). I Robena sy i Simeona sy i Joda sy i Isakara ary i Zebolona no rahalahiny ary i Dina no anabaviny iray reny aminy.

Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema), noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina, izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).
Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema), noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina, izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).[[Sary:The Phillip Medhurst Picture Torah 171. Simeon and Levi slay Hamor and Shechem. Genesis cap 34 vv 25-26. Hoet.jpg|vignette|253x253px|''Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona,'' nataon'i Phillip Medhurst.]]Nisahana ny anjara asa mpisorona sy ny fitsarana sy ny fampitana ny fahalalana (indrindra ny fahalalana ny Torah) amin’ny Israelita rehetra ny Levita ka miaro azy ny foko 11 sisa.

Nisahana ny anjara asa mpisorona sy ny fitsarana sy ny fampitana ny fahalalana (indrindra ny fahalalana ny Torah) amin’ny Israelita rehetra ny Levita ka miaro azy ny foko 11 sisa.

I Mosesy no Levita fantatra indrindra teo amin’ireo Hebreo; rahalahiny I [[Arona]] izay nanjary Mpisoronabe voalohany teo amin’i Israely.
I Mosesy no Levita fantatra indrindra teo amin’ireo Hebreo; rahalahiny I [[Arona]] izay nanjary Mpisoronabe voalohany teo amin’i Israely.

Endrik'io pejy io tamin'ny 24 Septambra 2018 à 19:38

I Levy (לֵּוִי‎ / Levi na Lewi) dia olona resahina ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Genesisy. Zanakahahy fahatelon'i Jakoba izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). Ny taranak’i Levy no atao hoe fokon'i Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny Zanak’i Israely.

Zafin’i Abrahama sy i Isaka i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta, dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an’i Kehaty (na Kohaty) ary ny an’i Merary. I Levy no rain’i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an’i Miriama sy i Mosesy ary i Arona tamin’i Amrama (zafin’i Levy). I Robena sy i Simeona sy i Joda sy i Isakara ary i Zebolona no rahalahiny ary i Dina no anabaviny iray reny aminy.

Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema), noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina, izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).

Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona, nataon'i Phillip Medhurst.

Nisahana ny anjara asa mpisorona sy ny fitsarana sy ny fampitana ny fahalalana (indrindra ny fahalalana ny Torah) amin’ny Israelita rehetra ny Levita ka miaro azy ny foko 11 sisa.

I Mosesy no Levita fantatra indrindra teo amin’ireo Hebreo; rahalahiny I Arona izay nanjary Mpisoronabe voalohany teo amin’i Israely.

I Levy no lohan’ny fianakavian’ny mpisorona ka noho izany dia tsy nahazo anjara tany manokana tamin’ny fizarana tany tao Kanana ny fokon’i Levy (ny Levita). Nisy tanàna miisa 48 anefa nonenany sy nananany fahefana ara-politika sy ara-toekarena eran’ny tanin’i Israely. Nanana tombotsoa manokana ny Levita ka hita hatrany amin’ny fanompoana ao amin’ny sinagoga mandraka ankehitriny izany.

Jereo koa: