28 223
modifications
k (Nanitatra kely) |
k (Tsipelina) |
||
==== Epistily katolika ====
Ny Epistily katolika dia ireo epistily nosoratana ho an'ny olon-drehetra na ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka fa tsy ho an'olona na fiangonana manokana. Ireto avy izy ireo:
* [[Epistily nosoratan
* [[Epistily voalohany nosoratan
* [[Epistily faharoa nosoratan
* [[Epistily voalohany nosoratan
* [[Epistily faharoa nosoratan
* [[Epistily fahatelo nosoratan
* [[Epistily nosoratan
Ny anaran'ny boky ao amin'ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy ireo nomena eo ambony ireo. Ny hoe ''katolika'' eto dia midika hoe "ho an'ny olon-drehetra", "ho an'ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka". Misy epistily hafa izay tsy voaray ao anatin'ny Baiboly kristiana izay atao hoe [[epistily apokrifa]].
|
modifications