Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Nanova teny araka ny lohateny |
k Nanampy teny |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Mosque.jpg|vignette|330x330px]] |
[[Sary:Mosque.jpg|vignette|330x330px]] |
||
Ny [[Finoana silamo]] (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny [[Kor'any]] izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Kor'any dia nambara tamin'i [[Mohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra. |
Ny [[Finoana silamo]] (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny [[Kor'any]] izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (''Allah'', amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i [[Mohamady]] izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra. |
||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Aogositra 2018 à 15:31
Ny Finoana silamo (amin'ny teny arabo: الإسلام / Alʾislām) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny Kor'any izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo) ara-bakiteny natao sora-tononina. Ny Kor'any dia nambara tamin'i Mohamady izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.