Sema: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nanitsy
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Shem, Ham and Japheth.jpg|vignette|''I Sema sy i Hama ary i Jafeta,'' nataon'i James Tissot (1904)|265x265px]]
[[Sary:Shem, Ham and Japheth.jpg|vignette|''I Sema sy i Hama ary i Jafeta,'' nataon'i James Tissot (1904)|265x265px]]
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i [[Hama]] sy [[Jafeta]] izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]]. Lasa voaozona hanompo azy i [[Kanana]], zanak'i Hama rahalahiny, raha namela an'i Noa hitanjaka i Hama. Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I [[Jesoa]] dia taranak'i Sema.
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i [[Hama]] sy [[Jafeta]] izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]].

Indray andro raha mamon-divay i Noa dia nampitafy lamba azy mba tsy hahita ny fitanjahany i Sema sy Jafeta fa i Hama kosa efa nijery ny fitanjahan-drainy taohan'izany. Rehefa nisava ny hamamoan'i Noa dia notsofiny rano i Sema sy i Jafeta ho lasa ho tompon'i Kanana zanak'i Hama fa i Kanana kosa ho andevon'izy ireo.

Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I [[Jesoa]] dia taranak'i Sema.


Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo fiteny atao hoe ''[[Fiteny semitika|semitika]]'' na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe ''Semita''.
Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo fiteny atao hoe ''[[Fiteny semitika|semitika]]'' na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe ''Semita''.

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Aogositra 2018 à 05:31

I Sema sy i Hama ary i Jafeta, nataon'i James Tissot (1904)

I Sema dia olona resahina ao amin'ny Baiboly. Zanak'i Noa sady rahalahin'i Hama sy Jafeta izy. Izy no razamben'i Ebera razamben'i Abrahama.

Indray andro raha mamon-divay i Noa dia nampitafy lamba azy mba tsy hahita ny fitanjahany i Sema sy Jafeta fa i Hama kosa efa nijery ny fitanjahan-drainy taohan'izany. Rehefa nisava ny hamamoan'i Noa dia notsofiny rano i Sema sy i Jafeta ho lasa ho tompon'i Kanana zanak'i Hama fa i Kanana kosa ho andevon'izy ireo.

Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I Jesoa dia taranak'i Sema.

Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo fiteny atao hoe semitika na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe Semita.