Sema: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-2: Andalana faha-2:
I '''Sema''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Noa]] sady rahalahin'i Hama sy Jafeta izy. Izy no razamben'i [[Ebera]] razamben'i [[Abrahama]]. Lasa voaozona hanompo azy i [[Kanana]], zanak'i Hama rahalahiny, raha namela an'i Noa hitanjaka i Hama. Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I [[Jesoa]] dia taranak'i Sema.

Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo teny atao hoe ''semitika'' na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe ''Semita''.
Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo fiteny atao hoe ''[[Fiteny semitika|semitika]]'' na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe ''Semita''.

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Aogositra 2018 à 09:37

I Sema sy i Hama ary i Jafeta, nataon'i James Tissot (1904)

I Sema dia olona resahina ao amin'ny Baiboly. Zanak'i Noa sady rahalahin'i Hama sy Jafeta izy. Izy no razamben'i Ebera razamben'i Abrahama. Lasa voaozona hanompo azy i Kanana, zanak'i Hama rahalahiny, raha namela an'i Noa hitanjaka i Hama. Ny zanak'i Sema dia i Elama sy i Asira (na Asora) sy i Arpaksada sy i Loda ary i Arama. I Jesoa dia taranak'i Sema.

Avy amin'ny anaran'i Sema ny anaram-bondron'ireo fiteny atao hoe semitika na ny anaran'ny vondrom-poko atao hoe Semita.