Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Silamo ho Finoana silamo i Thelezifor : Miteraka fisalasalana ny hoe "silamo" izay mety manondro ny mpino koa fa tsy ny finoana ihany
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Jolay 2018 à 10:39

Ny Silamo (amin'ny teny arabo: الإسلام / Alʾislām) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina na mpaminany) ary amin'ny Kor'any izay heverin'ny mpino silamo fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Kor'any dia nambara tamin'i Mohamady izay fantatry ny silamo ho mpaminan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afa-tsy ny fanompoana an'Andriamanitra.

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.