Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Bokin'i Mormona ho Bokin'i Môrmôna i Thelezifor : Natao araka ny fanoratan'ny OAF azy |
Nanitatra kely |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]] |
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]] |
||
Ny [[Bokin'i Mormona]] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy |
Ny [[Bokin'i Mormona]] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]], manampy ny [[Baiboly]] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy]] ary ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana]], izay voasoratra tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena izay hitan'i [[Joseph Smith]] teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra, tao amin'ny kontinenta amerikana ny anaran'io boky io. |
||
== Rohy ivelany == |
== Rohy ivelany == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Jolay 2018 à 17:03
Ny Bokin'i Mormona dia iray amin'ny boky masin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany, manampy ny Baiboly sy ny Voahangy Lafo Vidy ary ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana, izay voasoratra tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena izay hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i New York any Etazonia, araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra, tao amin'ny kontinenta amerikana ny anaran'io boky io.