Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy ivelany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Bokin'i Mormona ho Bokin'i Môrmôna i Thelezifor : Natao araka ny fanoratan'ny OAF azy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Jolay 2018 à 03:46

Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830

Ny Bokin'i Mormona dia iray amin'ny boky masin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany manampy ny Baiboly sy boky hafa koa. izay voasoratra taminn'y fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena izay hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i New York any Etazonia, araka ny taridalana nomen'ny anjely Morony tamin'ny 21 Septambra 1823. Avy amin'ny anaran'i Mormona, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra, eo amin'ny kontinenta amerikana ny anaran'io boky io.

Rohy ivelany