Epistily voalohany nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Taona nanoratana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tipelina
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily voalohany nosoratan'i Jaona''''' na '''''Jaona voalohany''''' dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 95 sy 110 no nanoratana azy.
Ny '''''Epistily voalohany nosoratan'i Jaona''''' na '''''Jaona voalohany''''' dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.


== Ny anaran'ny boky ==
== Ny anaran'ny boky ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Mey 2018 à 11:56

Ny Epistily voalohany nosoratan'i Jaona na Jaona voalohany dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.

Ny anaran'ny boky

Πρώτη Επιστολή Ιωάννη / Prôtê Epistolê Iôannê no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa Epistula I Ioannis kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa