Epistily ho an' ny Kôlôsiana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Taona nanoratana
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily ho an'ny Kolosiana''''' na '''''Kolosiana''''' dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany Kolosy izany.
Ny '''''Epistily ho an'ny Kolosiana''''' na '''''Kolosiana''''' dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany Kolosy izany. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 60 sy 65 no nanoratana azy.


== Ny anaran'ny boky ==
== Ny anaran'ny boky ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Mey 2018 à 11:38

Ny Epistily ho an'ny Kolosiana na Kolosiana dia boky hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ny atao hoe epistily. Taratasy nalefan'ny Apostoly Paoly ho an'ny fiangonana kristiana tany Kolosy izany. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 60 sy 65 no nanoratana azy.

Ny anaran'ny boky

Επιστολή προς Κολοσσαείς / Epistolê pros Kolossaeis no fiantsoana azy amin'ny teny grika fa Epistula ad Colossenses kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa