Fanekem-pinoana apôstôlika : Fahasamihafan'ny versiona roa

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
Nanakely soratra
(Amin'ny fiteny grika)
k (Nanakely soratra)
Ny '''Fanekem-pinoana apostolika''' na '''Fiekem-pinoana apostolika''' dia [[fanekem-pinoana]] ampiasain'ny Fiangonana katolika sy ny Fiangonana ortodoksa ary ny Fiangonana protestanta. Fantantra amin'ny andian-teny hoe "'''Izaho mino'''" na ny teny hoe "'''Finoana'''" koa izy io.
 
=== Ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika sy latina ===
 
==== Amin'ny fiteny grika ====
<small>Πιστεύω εἰς θεòν πατέρα, παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς.</small>
 
<small>Καὶ (εἰς) Ἰησοῦν Χριστòν, υἱὸν αὐτοῦ τòν μονογενῆ, τòν κύριον ἡμῶν,</small>
 
<small> τòν συλληφθέντα ἐκ πνεύματος ἁγίου, γεννηθέντα ἐκ Μαρίας τῆς παρθένου,</small>
 
<small> παθόντα ἐπὶ Ποντίου Πιλάτου, σταυρωθέντα, θανόντα, καὶ ταφέντα,</small>
 
<small> κατελθόντα εἰς τὰ κατώτατα, τῇ τρίτῃ ἡμέρᾳ ἀναστάντα ἀπò τῶν νεκρῶν,</small>
 
<small> ἀνελθόντα εἰς τοὺς οὐρανούς, καθεζόμενον ἐν δεξιᾷ θεοῦ πατρὸς παντοδυνάμου,</small>
 
<small> ἐκεῖθεν ἐρχόμενον κρῖναι ζῶντας καὶ νεκρούς.</small>
 
<small>Πιστεύω εἰς τò πνεῦμα τò ἅγιον, ἁγίαν καθολικὴν ἐκκλησίαν, ἁγίων κοινωνίαν,</small>
 
<small> ἄφεσιν ἁμαρτιῶν, σαρκὸς ἀνάστασιν, ζωὴν αἰώνιον.</small>
 
<small>Ἀμήν.</small>
 
Ity fanekem-pinoana amin'ny fiteny grika ity dia mbola ampiasain'ireo Fiangonana Ortodoksa any Atsinana
 
==== Amin'ny fiteny latina ====
: <small>Credo in Deum, Patrem omnipotentem, Creatorem caeli et terrae.</small>
: <small>Et in Iesum Christum, Filium eius unicum, Dominum nostrum:</small>
: <small>qui conceptus est de Spiritu Sancto, natus ex Maria Virgine,</small>
: <small>passus sub Pontio Pilato, crucifixus, mortuus, et sepultus,</small>
: <small>descendit ad inferos,</small>
: <small>tertia die resurrexit a mortuis,</small>
: <small>ascendit ad caelos,</small>
: <small>sedet ad dexteram Dei Patris omnipotentis,</small>
: <small>inde venturus est iudicare vivos et mortuos.</small>
: <small>Credo in Spiritum Sanctum,</small>
: <small>sanctam Ecclesiam catholicam,</small>
: <small>sanctorum communionem,</small>
: <small>remissionem peccatorum,</small>
: <small>carnis resurrectionem,</small>
: <small>vitam aeternam.</small>
: <small>Amen.</small>
: Ity fanekem-pinoana amin'ny fiteny latina ity no nampiasain'ny Fiangonana Katolika -<small>,</small> indrindra talohan'ny Reformasiona ary hatramin'izao ho an'ny Fiangonana ao Roma.
 
==== Amin'ny fiteny malagasy ====
 
===== Dikan-teny protestanta: =====
<small>Mino an’Andriamanitra Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho;</small>
 
<small>ary mino an’i Jesosy Kristy, Zanaka lahy Tokana Tompontsika.</small>
 
<small>Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, naterak’i Maria Virijiny,</small>
 
<small>nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina,</small>
 
<small>nidina tany amin’ny fiainan-tsi-hita,</small>
 
<small>nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo,</small>
 
<small>niakatra ho any an-danitra,</small>
 
<small>mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha,</small>
 
<small>avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.</small>
 
<small>Mino ny Fanahy Masina aho,</small>
 
<small>ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,</small>
 
<small>ny fiombonan’ny olona masina,</small>
 
<small>ny famelan-keloka,</small>
 
<small>ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty</small>
 
<small>ary ny fiainana mandrakizay.</small>
 
<small>Amena.</small>
 
===== Dikan-teny katolika =====
24 788

modifications

Meny fitetezana