Jakôba (patriarka hebreo): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanalehibe sy namindra sary
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
I '''Jakoba''' dia lehilahy iray voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] fa zanak'i [[Isaka (Hebreo)|Isaka]] sy rahalahin'i [[Esao]]. Isan'ireo [[Patriarka ao amin'ny Baiboly|Patriarka]] nanao fanekena tamin'Andriamanitra izy. I Jakoba dia antsoina koa hoe Israely taorian'ny fitolomany tamin'ny anjelin'Andriamanitra ka ireo taranany dia atao hoe Israelita na [[Zanak'i Israely]].
[[Sary:Leloir - Jacob Wrestling with the Angel.jpg|vignette|''Mitolona amin'ny Anjely i Jakoba'', nataon'i Alexandre-Louis Leloir (1865)|311x311px]]I '''Jakoba''' dia lehilahy iray voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] fa zanak'i [[Isaka (Hebreo)|Isaka]] sy rahalahin'i [[Esao]]. Isan'ireo [[Patriarka ao amin'ny Baiboly|Patriarka]] nanao fanekena tamin'Andriamanitra izy. I Jakoba dia antsoina koa hoe Israely taorian'ny fitolomany tamin'ny anjelin'Andriamanitra ka ireo taranany dia atao hoe Israelita na [[Zanak'i Israely]].
[[Sary:Leloir - Jacob Wrestling with the Angel.jpg|vignette|''Mitolona amin'ny Anjely i Jakoba'', nataon'i Alexandre-Louis Leloir (1865)]]
Nanompo an'Andriamanitra tokana izy ([[monoteisma]]) ka nandova ny fampanantenana natao tamin'ireo razany dia ny hanana taranaka maro izay homena tany mahavokatra, dia ny [[Tany Kanana]]. Nanambady efatra izy ka niteraka an'ireo zanilahy nipoiran'ny foko roa ambin'ny folo. Niharan'ny fanandevozana tany [[Egypta]] ny taranany alohan'ny honenan'izy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy. Tsy ny Baiboly ihany no ahitana ny tantaran'i Jakoba fa ny boky masina sasany toy ny [[Korana|Koràna]] koa.

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Aprily 2018 à 10:31

Mitolona amin'ny Anjely i Jakoba, nataon'i Alexandre-Louis Leloir (1865)

I Jakoba dia lehilahy iray voalaza ao amin'ny Baiboly fa zanak'i Isaka sy rahalahin'i Esao. Isan'ireo Patriarka nanao fanekena tamin'Andriamanitra izy. I Jakoba dia antsoina koa hoe Israely taorian'ny fitolomany tamin'ny anjelin'Andriamanitra ka ireo taranany dia atao hoe Israelita na Zanak'i Israely.

Nanompo an'Andriamanitra tokana izy (monoteisma) ka nandova ny fampanantenana natao tamin'ireo razany dia ny hanana taranaka maro izay homena tany mahavokatra, dia ny Tany Kanana. Nanambady efatra izy ka niteraka an'ireo zanilahy nipoiran'ny foko roa ambin'ny folo. Niharan'ny fanandevozana tany Egypta ny taranany alohan'ny honenan'izy ireo any amin'ny tany nampanantenaina azy. Tsy ny Baiboly ihany no ahitana ny tantaran'i Jakoba fa ny boky masina sasany toy ny Koràna koa.