Epistily voalohany nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tohiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily voalohany nosoratan'i Jaona''''' na '''''Jaona voalohany''''' dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. ''Πρώτη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Prôtê Epistolê Iôannê'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula I Ioannis'' kosa amin'ny teny latina. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra.
Ny '''''Epistily voalohany nosoratan'i Jaona''''' na '''''Jaona voalohany''''' dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra.

== Ny anaran'ny boky ==
''Πρώτη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Prôtê Epistolê Iôannê'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula I Ioannis'' kosa amin'ny teny latina.


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Febroary 2018 à 14:56

Ny Epistily voalohany nosoratan'i Jaona na Jaona voalohany dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra.

Ny anaran'ny boky

Πρώτη Επιστολή Ιωάννη / Prôtê Epistolê Iôannê no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa Epistula I Ioannis kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa