Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masi... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k "nambara" fa tsy "nambaraina"
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, mpaminany) ary amin'ny [[Korana]] izay heverina fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Korana dia nambaraina tamin'i Mohamada izay fantatry ny silamo ho mpaminany voalohan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsy ny fanompoana an'[[Andriamanitra]].
Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, mpaminany) ary amin'ny [[Korana]] izay heverina fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Korana dia nambara tamin'i Mohamada izay fantatry ny ilamo ho mpaminany voalohan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsy ny fanompoana an'[[Andriamanitra]].


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Janoary 2018 à 15:55

Ny silamo (amin'ny teny arabo: الإسلام) dia finoana abrahamika mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, mpaminany) ary amin'ny Korana izay heverina fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Korana dia nambara tamin'i Mohamada izay fantatry ny ilamo ho mpaminany voalohan'Andriamanitra, tany Arabia tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny tawhid, izany hoe ny finoana an'Andriamanitra tokana izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsy ny fanompoana an'Andriamanitra.

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.