Levy (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:The Phillip Medhurst Picture Torah 171. Simeon and Levi slay Hamor and Shechem. Genesis cap 34 vv 25-26. Hoet.jpg|vignette|237x237px|''Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona,'' nataon'i Phillip Medhurst.]]
I '''Levy''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] - ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]. Zanakahahy fahatelon'i [[Jakoba]] izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). Ny taranak’i Levy no atao hoe fokon'i Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]].
I '''Levy''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly|Baiboly,]] ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]. Zanakahahy fahatelon'i [[Jakoba]] izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). Ny taranak’i Levy no atao hoe fokon'i Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]].


Zafin’i [[Abrahama]] sy i [[Isaka]] i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an’i Kehaty (na Kohaty) ary ny an’i Merary. I Levy no rain’i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an’i Miriama sy i [[Mosesy]] ary i Arona tamin’i Amrama (zafin’i Levy). I Robena sy i Simeona sy i Joda sy i Isakara ary i Zebolona no rahalahiny ary i Dina no anabaviny iray reny aminy.
Zafin’i [[Abrahama]] sy i [[Isaka]] i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta, dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an’i Kehaty (na Kohaty) ary ny an’i Merary. I Levy no rain’i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an’i Miriama sy i [[Mosesy]] ary i Arona tamin’i Amrama (zafin’i Levy). I Robena sy i Simeona sy i Joda sy i Isakara ary i Zebolona no rahalahiny ary i Dina no anabaviny iray reny aminy.


Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema) - noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina - izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34) ka nozonin-drainy noho izany.
Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema) - noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina - izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Desambra 2017 à 08:54

Mamono an'i Hamora sy i Sekema i Levy sy i Simeona, nataon'i Phillip Medhurst.

I Levy dia olona resahina ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Genesisy. Zanakahahy fahatelon'i Jakoba izy. I Lea no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). Ny taranak’i Levy no atao hoe fokon'i Levy na Levita izay nisahana ny asam-pisoronana tao amin’ny Zanak’i Israely.

Zafin’i Abrahama sy i Isaka i Levy. Nizara ho fianakaviana telo ny taranak’i Levy tamin’ny andron’ny fahandevozana tao Ejipta, dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an’i Kehaty (na Kohaty) ary ny an’i Merary. I Levy no rain’i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an’i Miriama sy i Mosesy ary i Arona tamin’i Amrama (zafin’i Levy). I Robena sy i Simeona sy i Joda sy i Isakara ary i Zebolona no rahalahiny ary i Dina no anabaviny iray reny aminy.

Nandray anjara tamin’ny famonoana ireo lehilahy tao an-tananan-dry Sikema (na Sekema) - noho ity farany nandry an-keriny tamin’i Dina - izy niaraka tamin’i Simeona (Gen. 34.25-26) ka nozonin-drainy noho izany (Gen. 49.7).