Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiangonana Katolika ho Eglizy Katolika Apostolika Romana i Poizina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Eglizy Katolika Apostolika Romana ho Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara) i Thelezifor : Ny EKAR an'i Madagasikara anokana ny
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Septambra 2017 à 12:50

Ny niandohany

Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto Madagasikara. Fivavahana voalohany eto Madagasikara raha ny habetsahan'ny mpino no jeren'ny Fiangonana Katolika. Mampiavaka ny fiangonana Katolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy lakroa avokoa ny fiangonana Katolika.

Fivoarany

Niroborobo tokoa ny fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia i ramatoa Victoire RASOAMANARIVO, vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i Frera Louis Raphael RAFIRINGA tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny fiangonana Protestanta izay tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....

Ny ho avy

Statistika

Rafitra

  • Kardinaly : Kly. Armand Gaëtan Razafindratandra (hatramin'ny taona 2010)

Konferansa Episkopaly