Bokin' ny Deoterônômia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-4: Andalana faha-4:
== Fiforonan-teny ==
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Deoteronomia'' na ''Deoteronomy'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''Δευτερονόμιον'', /''Deuteronómion''/,izay avy amin'ny teny roa nakambaa loe ''Δευτερος'' ("faharoa") sy ''νόμoς ''("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin'ny hoe ''Δευτερονόμιον.'' Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'ity boky mitondra io lohateny io fa firesahana fanindroany sy fanamafisana ny lalàna efa voalaza tany aloha. Ny [[Torah]] dia manodro azy amin'ny hoe ''Aleh Hadevarim'' izay avy amin'ny andian-teny fanombohan'ilay boky manao hoe "Aleh ha-devarim", midika hoe "Izao ny teny". Fohezina amin'ny hoe ''Devarim'' ("Teny") izany.

== Jereo koa ==
* [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]
* [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]
* [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]
* [[Bokin'ny Nomery|Nomery]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Septambra 2017 à 17:48

Testamenta Taloha

Ny Bokin'ny Deoteronomia, Bokin'ny Deoteronomy, Deoteronomia na Deoteronomy, dia boky fahadimy ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Testamenta Taloha ary boky fahadimy sady farany ao amin'ny Pentateoka, izay manantitra ny momba ny lalàna sy ny amin'ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany (Eksodosy, Levitikosy, Nomery).

Fiforonan-teny

Ny hoe Deoteronomia na Deoteronomy dia avy amin'ny teny grika hoe Δευτερονόμιον, /Deuteronómion/,izay avy amin'ny teny roa nakambaa loe Δευτερος ("faharoa") sy νόμoς ("lalàna). "Lalàna faharoa" ny dika ara-bakitenin'ny hoe Δευτερονόμιον. Raha ny marina dia tsy lalàna faharoa no hita ao amin'ity boky mitondra io lohateny io fa firesahana fanindroany sy fanamafisana ny lalàna efa voalaza tany aloha. Ny Torah dia manodro azy amin'ny hoe Aleh Hadevarim izay avy amin'ny andian-teny fanombohan'ilay boky manao hoe "Aleh ha-devarim", midika hoe "Izao ny teny". Fohezina amin'ny hoe Devarim ("Teny") izany.

Jereo koa