Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Boky dimin'i Mosesy ho Pentateoka i Thelezifor : Ny teny hoe Pentateoka no fampiasa indrindra ao amin'ny fandinihana ny Baiboly amin'ny teny malagasy.
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nafamadika ny hoe Pentateoka sy ny hoe Boky dimin'i ...
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
'''Boky dimin'i Mosesy''', '''Boky dimin'i Moizy''' na '''Pentateoka''' no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], izany hoe ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo Bokin-tantara sy ireo Bokim-pahamasinana ary ireo Bokin'ny Mpaminany. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany.
'''Pentateoka,''' '''Boky dimin'i Mosesy''' na '''Boky dimin'i Moizy''' no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], izany hoe ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo Bokin-tantara sy ireo Bokim-pahamasinana ary ireo Bokin'ny Mpaminany. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany.


== Fiforonan-teny ==
== Fiforonan-teny ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 24 Septambra 2017 à 09:56

Pentateoka, Boky dimin'i Mosesy na Boky dimin'i Moizy no iantsoana ny fitambaran'ireo boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly, izany hoe ao amin'ny Testamenta Taloha. Ny fizaràna hafa manampy an'io ao amin'ny Testamenta Taloha dia ireo Bokin-tantara sy ireo Bokim-pahamasinana ary ireo Bokin'ny Mpaminany. Marihina fa ny Kristiana no mampizara efatra ny Testamenta Taloha arak'izany.

Fiforonan-teny

Avy aminin'ny teny grika hoe πέντaτεῦχος /pentateukhos/ ny hoe pentateoka. Amin'ny teny latina izy dia atao hoe pentateuchus. Izany dia entina manondro ilay ataon'ny Jiosy hoe "ny Dimy ampahadimin'ny Torah". Ny hoe "Boky dimin'i Mosesy" dia andian-teny nandikana ny teny hebreo izay midika ara-bakiteny hoe "dimy ampahadimin'ny Lalàna". Atao hoe koa "Lalàn'i Mosesy" na "Lalàn'i Moizy" io fitambaram-boky io. Izany dia fandikana ny teny hebreo hoe "Tōraṯ Mōshe".

Ny boky ao amin'ny Pentateoka

Ireto avy ireo boky ao amin'ny Pentateoka: ny Genesisy na Jenezy, ny Eksodosy na Eksaody, ny Levitikosy na Levitika, ny Nomery, ary ny Deoteronomia na Deoteronomy.