Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
Rohy
k (Better category)
k (Rohy)
 
=== Filazantsara na Evanjely ===
Misy efatra ny [[Filazantsara]], dia ny filazantsara araka an'i Matio, ny filazantsara araka an'i Marka, ny filazantsara araka an'i Lioka ary ny filazantsara araka an'i Jaona. Atao hoe [[Filazantsara synoptika|Filazantsara mitovy fijery]] (na synoptika) ireo Filazantsara telo voalohany satria mitovitovy sy mifameno ny zavatra lazainy. Matetika ny teny hoe "Filazantsara" dia entina hanondroana ny Testamenta vaovao manontolo. Maro ireo nanoratra [[Filazantsara apokrifa|filazantsara]] nefa ireo ihany no noraisina ho ao amin'ny Baiboly kristiana. Ireo no atao hoe [[filazantsara apokrifa]] na evanjely apokrifa.
 
=== Ny Asan'ny Apostoly ===
28 655

modifications

Meny fitetezana