Praiminisitra malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Tomavana (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Tomavana (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ireo [[Praiminisitra]] nifandimby teto [[Madagasikara]] nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :
Ireo [[Praiminisitra]] nifandimby teto [[Madagasikara]] nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :


* [[Joël Rakotomalala]] notendrena tamin'ny 11 Janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976
* [[Joël Rakotomalala]] notendrena tamin'ny 11 Janoary 1976, nodimandry ny 30 Jolay 1976
* [[Justin Rakotoniana]] notendrena tamin'ny Jolay 1976, nametra-pialana ny 31 jolay 1977
* [[Justin Rakotoniana]] notendrena tamin'ny 12 Aogôsitra 1976, nametra-pialana ny 31 Jolay 1977
* [[Désiré Rakotoarijaona]] notendrena tamin'ny 31 Jolay 1977, nametra-pialana ny 12 febroary 1988
* [[Désiré Rakotoarijaona]] notendrena tamin'ny 1 Aogôsitra 1977, nametra-pialana ny 12 Febroary 1988
* [[Victor Ramahatra]] notendrena tamin'ny 12 Febroary 1988, nametra-pialana ny 8 Aogositra 1991
* [[Victor Ramahatra]] notendrena tamin'ny 12 Febroary 1988, nametra-pialana ny 8 Aôgositra 1991
* [[Guy Willy Razanamasy]] notendrena tamin'ny 8 Aogôsitra 1991, , nametra-pialana ny 10 Aogositra 1993
* [[Guy Willy Razanamasy]] notendrena tamin'ny 8 Aogôsitra 1991, , nametra-pialana ny 10 Aogositra 1993
* [[Francisque Ravony]] notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 Aôgositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
* [[Francisque Ravony]] notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 Aôgositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Mey 2017 à 09:41

Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :

  • Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 Janoary 1976, nodimandry ny 30 Jolay 1976
  • Justin Rakotoniana notendrena tamin'ny 12 Aogôsitra 1976, nametra-pialana ny 31 Jolay 1977
  • Désiré Rakotoarijaona notendrena tamin'ny 1 Aogôsitra 1977, nametra-pialana ny 12 Febroary 1988
  • Victor Ramahatra notendrena tamin'ny 12 Febroary 1988, nametra-pialana ny 8 Aôgositra 1991
  • Guy Willy Razanamasy notendrena tamin'ny 8 Aogôsitra 1991, , nametra-pialana ny 10 Aogositra 1993
  • Francisque Ravony notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 Aôgositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
  • Emmanuel Rakotovahiny, notendrena tamin'ny 30 Oktôbra 1995, nametra-pialana ny 5 jona 1996
  • Norbert Lala Ratsirahonana, notendrena tamin'ny 5 Jona 1996, nametra-pialana ny 21 Febroary 1997
  • Pascal Rakotomavo, notendrena tamin'ny 21 Febroary 1997, nametra-pialana ny 23 Jolay 1998
  • Tantely Andrianarivo, notendrena tamin'ny 23 Jolay 1998, nametra-pialana ny 26 Febroary 2002
  • Jacques Sylla, notendrena tamin'ny 26 Febroary 2002, nametra-pialana ny 20 Janoary 2007
  • Charles Rabemananjara, notendrena tamin'ny 20 Janoary 2007, nametra-pialana ny 17 Martsa 2009
  • Monja Roindefo, notendrena tamin'ny 17 Martsa 2009, nametra-pialana ny 10 Oktôbra 2009
  • Eugène Mangalaza,notendrena tamin'ny 10 Oktôbra 2009, nametra-pialana ny 18 Desambra 2009
  • Cécile Manorohanta,notendrena tamin'ny 18 Desambra 2009, nametra-pialana ny 20 Desambra 2009
  • Camille Vital, notendrena tamin'ny volana 20 Desambra 2009, nametra-pialana ny 2 Novambra 2011
  • Omer Beriziky, notendrena ny 2 Novambra 2011, nametra-pialana ny 16 Aprily 2014
  • Roger Kolo, notendrena tamin'ny 16 Aprily 2014, nametra-pialana ny 12 Janoary 2015
  • Jean Ravelonarivo, notendrena tamin'ny 14 Janoary 2015, nametra-pialana ny 8 Aprily 2016
  • Mahafaly Solonandrasana Olivier, notendrena tamin'ny 10 Aprily 2016.