Anjeva Gara: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 796993 nataon'i Ikotobaity (resaho)
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-9: Andalana faha-9:


== Toe-karena ==
== Toe-karena ==
Lalovan'ny zotran-dalamby [[Antananarivo-Côte Est]] ny kaominina Anjeva.
Lalovan'ny zotran-dalamby [[Zotra Antananarivo-Côte Est|Antananarivo-Côte Est]] ny kaominina Anjeva.
Ary ny fisian'ny gara ao no nahatonga ny anarana hoe Anjeva Gara.
Ary ny fisian'ny gara ao no nahatonga ny anarana hoe Anjeva Gara.
Ahitana ny OIM na Tannerie d'Anjeva izay orinasa mpanodina hoditra.
Ahitana ny OIM na Tannerie d'Anjeva izay orinasa mpanodina hoditra.

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Aprily 2017 à 23:13

Anjeva Gara dia kaominina ao amin'ny distrikan'Antananarivo Avaradrano, faritra Analamanga.

Tantara

Jeografia

Eo amin'ny 25 kilometatra eo miantsinanana raha miala an'Antananarivo renivohitra no misy ny kaominina Anjeva Gara. Lalan-tany no mihazo an'Anjeva raha avy ao Ambohimanambola, misy taksiborosy mandeha amin'izany miainga avy eo Ambohijatovo, Antananarivo Renivohitra). Ary lalana godorao raha avy any Ambohimalaza, misy taksiborosy mandeha amin'izany miainga avy eo Mahazo, Antananarivo Renivohitra.

Toe-karena

Lalovan'ny zotran-dalamby Antananarivo-Côte Est ny kaominina Anjeva. Ary ny fisian'ny gara ao no nahatonga ny anarana hoe Anjeva Gara. Ahitana ny OIM na Tannerie d'Anjeva izay orinasa mpanodina hoditra. Ny fambolena no iveloman'ny ankamaroan'ny olona ao Anjeva. Anisan'ny mamatsy anana sy legioma ny faritra Antsinana Anjeva.

Fotodrafitrasa

Ahitana EPP sy CEG.

Fitantanana

Ahitana ny fokontany


Jereo koa