Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:


== Fivoarany ==
== Fivoarany ==
Niroborobo tokoa ny fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia i ramatoa Victoire RASOAMANARIVO, vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i Frera Louis Raphael RAFIRINGA tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa.
Niroborobo tokoa ny fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia i ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO]], vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa.
Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny fiangonana Protestanta izay tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....
Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny fiangonana Protestanta izay tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....



Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2017 à 14:35

Ny niandohany

Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto Madagasikara. Fivavahana voalohany eto Madagasikara raha ny habetsahan'ny mpino no jeren'ny Fiangonana Katolika. Mampiavaka ny fiangonana Katolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy lakroa avokoa ny fiangonana Katolika.

Fivoarany

Niroborobo tokoa ny fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia i ramatoa Victoire RASOAMANARIVO, vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i Frera Louis Raphael RAFIRINGA tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny fiangonana Protestanta izay tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....

Ny ho avy

Statistika

Rafitra

  • Kardinaly : Kly. Armand Gaëtan Razafindratandra (hatramin'ny taona 2010)

Konferansa Episkopaly