Rabemananjara Jacques: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
k
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
Ny taona 1939 izy dia nalefa nisolo tena an'i Madagasikara tamin'ny fankalazana ny [[Revolisiona Frantsay]] tany [[Paris]]y. Noho ny ady mbola nafana tamin'io fotoana io dia tsy afaka nody izy ary nijanona tany hatramin'ny taona 1946. Tafiditra niasa tamin'ny Ministeran'ny Zanatany izy, ary nahazo ny zom-pirenena frantsay. Afaka nanohy fianarana tao amin'ny [[Sorbonne]] koa izy ka nahazoany ny diplaoma ambony momba ny Soratra.Tamin'io fotoana io no nifankahalalany tamin'i [[Léopold Sédar Senghor]] sy [[Alioun Diop]].
 
Tamin'ny taona 1946 no nahalalany an'i Dokotera [[Raseta]] sy [[Andrianavalona Ravoahangy|Ravoahangy] ary tamin'izany no nitsimoka ny fananganana ny antoko [[MDRM]] (Mouvement Démocratique pour la Rénovation Malgache) izay nitana anjara toerana lehibe teo amin'ny tantaram-pirenena malagasy.
 
 
* ''Nationalisme et problèmes malgaches'' - 1958
 
[[CatégorieSokajy:Mpanoratra malagasy]]
700

modifications

Meny fitetezana