Kolontsaina malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-66: Andalana faha-66:
; [[Marovany]] :
; [[Marovany]] :
; [[Sodina]] :
; [[Sodina]] :
; [[Taralila]] :
; [[Tsikadraha]] :
; [[Tsikadraha]] :
; [[Valiha]] :
; [[Valiha]] :

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Febroary 2017 à 07:58

Fomba

Soatoavina

Fihavanana
Fatidrà
Fihavanana ifanaovan'ny olondroa fahita ao Madagasikara.
Ziva
Fihavanana nataon'ny razambe taloha. Ary saika mazana dia mpiziva avokoa no niavian'ny Fihavanan'ny Malagasy manontolo. Ny ompa ifanaovan'ny mpiziva dia sangy anehoan'ny ny fifankatiavany. Ary ny foko mpiziva dia tsy maintsy mifanampy.


Fomba amam-panao

Sambatra
Ny sambatra dia antsoina koa hoe didimpoitra na famoràna.
Fampiakaram-bady
Joro
Famadihana
Dina
Velirano

Fiteny

Finoana

Zavakanto

Haiteny

Angano
Ohabolana
Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika.
Kabary
Sokela


Haisoratra

Tononkalo
Tantara an-tsoratra

Sary sy hosodoko

Sary sikotra

Seho an-tsehatra

Tantara an-tsehatra (Teatra)
Hatsikana
Mazia


Mozika

Gadonkira malagasy

Salegy
Baoejy
Kilalaky
Tsapiky
Zafindraony
Hira gasy
Basesa
Beko
Malesa
Kaoitry
Batrelaka
Vakisaova
Banaiky
Mangaliba

Zavamaneno malagasy

Ambio
Amponga
Jejy voatavo
Kabosy
Langoraony
Lokanga
Marovany
Sodina
Taralila
Tsikadraha
Valiha

Jereo koa

Sarimihetsika

Dihy

Tantara an-tsary

Tao

Tao-trano

Nahandro

Jereo ny pejin'ny Sakafo malagasy raha te hahafantatra bebe kokoa ianao.

Fitafy sy firavaka

Lamba
Fitafy nentindrazana fahita amin'ny faritra maro ao Madagasikara. Misy karazany maro araky ny akora nanamboarana azy sy ny didiny.
Lambahoany
Malabary
Masonjoany

Jereo koa

Kilalao

Kilalaon-tsaina

Fanorona
Katro
Ankamantatra

Kilalaon'ny ankizy

Tsikonina
Tsobato

Jereo koa Kilalao malagasy ao amin'ny Kilonga.com

Fanatanjahantena

Diamanga
Moraingy
Savika