Eorôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k One better picture
wmf:Resolution:Licensing policy - no source given for PD claim
Andalana faha-8: Andalana faha-8:
Araka ny [[firenena]] mikambana, ny anajara ara-isam-ponin' [[Eoropa]] dia mety milatsaka ho 7% amin'ny 2050. Kanefa tamin'ny 1900, 25% no anjarany.
Araka ny [[firenena]] mikambana, ny anajara ara-isam-ponin' [[Eoropa]] dia mety milatsaka ho 7% amin'ny 2050. Kanefa tamin'ny 1900, 25% no anjarany.
[[Sary:Paestum BW 2013-05-17 15-01-57.jpg|ankavanana|thumb|200px|Ny Tampolin' Apollo]]
[[Sary:Paestum BW 2013-05-17 15-01-57.jpg|ankavanana|thumb|200px|Ny Tampolin' Apollo]]
[[Sary:Saritanin'ny Empira Romana.jpg|ankavanana|thumb|300px|Ny Empira Romana tamin'izy nivelatra indrindra]]

Any Eoropa, ny [[Grisy taloha]] no toerana nahaterahan'ny [[kolontsaina]] eoropeana. Nahazo lanja ny [[firenena]] eoropeana tamin'ny [[taonjato faha 16]], indrindra teo aorian'ny fitombohan'ny kôlônialisma. Teo anelanealn'ny [[taonjato faha 16]] sy ny [[taonjato faha 20]], ny hery eoropeana dia nanana zanatany tany [[Amerika]], indrindra tamin'ny [[taonjato faha 17]]-18, ny ankabeazann' [[Afrika]], ny [[Oseania]], ary ny singa avaratra sy atsimon' [[Azia]]. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao Eoropa, nampahazo lanja ny [[Etazonia]] sy ny [[Vondrona Sovietika]] teo anivon'ny taonjato faha 20. Nandritry ny Ady mangatsiaka, voazara roa ny [[Eoropa]] : ny [[faritra]] andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny [[faritra]] atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i [[Varsôvia]], nampidy ny Fiaro Vy na « Rideau de Fer » amin'ny [[teny frantsay]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Jiona 2016 à 17:43

Eoropa
Eoropa

Ny Eoropa dia tenenina matetika fa anisan'ny kontinenta enina misy eto an-tany. Izy io dia ny faritra andrefan' Eorazia, faritra avaratry ny kontinentan' Afrô-Eorazia, arakaraky ny fomba fijery. Ny solonanarany dia koe « Tontolo Antitra », satria mifanohitra amin'ny « Tontolo Vao » (ny Amerika). Ao Eoropa dia misy kolontsaina maromaro manana fianjadiana ary lova iraisany.

Ny Eoropa dia kontinenta faharoa kely indrindra eto an-tany amin'ny lafin'ny velarantaniny (10,18 tapitrisa kilometatra efa-mira), na 2%-n'ny velarana tontalin'ny tany na 6,8%-n'ny velarantany tontaliny. Misy firenena fimampolo ao Eoropa, ary ny Rosia no ngeza indrindra amin'ireo na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarantaniny, ary ny Vatikana no firenena kely indrindra amin'ireo, na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarantany. Ny Vatikana koa no firenena kely indrindra eto an-tany.

Araka ny firenena mikambana, ny anajara ara-isam-ponin' Eoropa dia mety milatsaka ho 7% amin'ny 2050. Kanefa tamin'ny 1900, 25% no anjarany.

Ny Tampolin' Apollo

Any Eoropa, ny Grisy taloha no toerana nahaterahan'ny kolontsaina eoropeana. Nahazo lanja ny firenena eoropeana tamin'ny taonjato faha 16, indrindra teo aorian'ny fitombohan'ny kôlônialisma. Teo anelanealn'ny taonjato faha 16 sy ny taonjato faha 20, ny hery eoropeana dia nanana zanatany tany Amerika, indrindra tamin'ny taonjato faha 17-18, ny ankabeazann' Afrika, ny Oseania, ary ny singa avaratra sy atsimon' Azia. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao Eoropa, nampahazo lanja ny Etazonia sy ny Vondrona Sovietika teo anivon'ny taonjato faha 20. Nandritry ny Ady mangatsiaka, voazara roa ny Eoropa : ny faritra andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny faritra atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i Varsôvia, nampidy ny Fiaro Vy na « Rideau de Fer » amin'ny teny frantsay.

Jereo Koa