Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: kk:Парсы тілі
Andalana faha-56: Andalana faha-56:
[[Sokajy:Fiteny]]
[[Sokajy:Fiteny]]
[[Sokajy:Fiteny persana|*]]
[[Sokajy:Fiteny persana|*]]

[[kbd:Парсыбзэ]]


[[af:Persies]]
[[af:Persies]]
Andalana faha-110: Andalana faha-108:
[[jv:Basa Parsi]]
[[jv:Basa Parsi]]
[[ka:სპარსული ენა]]
[[ka:სპარსული ენა]]
[[kbd:Парсыбзэ]]
[[kk:Парсы тілі]]
[[ko:페르시아어]]
[[ko:페르시아어]]
[[ku:Zimanê farisî]]
[[ku:Zimanê farisî]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Martsa 2011 à 10:46

  
Fiteny persana
فارسی, دری
Fārsi
Fanononana [fɒːɾˈsi]
Tenenina any Irana,

Afganistana, Bahreina, Irak, Kazakstana, Tajikistana, Ozbekistana,

Region Azia Andrefana, Azia Anivo
Total speakers 80-134 tapitrisa
Ranking faha 22 (tenin-dreny)[1]
Language family
  • Indo-Iranianina
    • Iranianina
      • Iranianina andrefana
        • Iranianina Atsimo andrefana
          • Fiteny persana
Writing system fanoratana perso-Arabika, Sirilika
Official status
Official language in  Iran
Afganistana
Tajikistana
Regulated by Akademian'ny fiteny persana sy haisorana, Akademian'ny siansa any Afganistana
Language codes
ISO 639-1 fa
ISO 639-2 per (B)Endrika:Infobox Language/terminological
ISO 639-3 variously:
fas – Persian
prs – Persana atsinanana
pes – persana andrefana
tgk – Tajik
aiq – Aimaq
bhh – Bukharic
drw – Darwazi
haz – Hazaragi
jpr – Dzhidi
phv – Pahlavani

Ny fiteny persana (فارسی / fārsī) dia tenim-pirenenan' Irana (mahery ny 60 tapitrisa ny isam-piteny any Irana), any Afganistana (16 tapitrisa), any Tajikistana, any Bahrein ary any Ozbekistana (foko tajik). Manana satana teny ofisialy ny fiteny persana anatin'ireo firenena telo ireo. Ny isa tontalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny gropin'ny fiteny indo-eoropeana ao amin'ny ratsana indo-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia SOV. Soratana amin'ny alalan'ny abidy arabo ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny fiteny arabo aza izy na amin'ny lafin'ny volana na amin'ny lafin'ny ara-drafi-peo. Any Tajikistana (sy any Ozbekistana, miteny persa), soratana amin'ny abidy sirilika ny fiteny tajiky.

farsi (فارسی) ny anarany any Irana sy any Afganistana (endrika arabo an'ny parsi, tsy manana renifeo p ny abidy arabo) ; parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny) ; tajiky (fiteny any Azia Anivo), na dari (any Afganistana).

Jereo koa

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.